Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Oktobra, 2012
31 Oktobra 2012
30 Oktobra 2012
29 Oktobra 2012
Zambia: Lahatsary Fanadihadiana Ao Amin'ny YouTube Mikasika Ny Fiantraikany Ratsy Momba Ny Fitrantrandrahana Varahina
Nisy lahatsary fanadihadiana iray mikasika ny fitrandrahana varahina any Zambia sy ny fiantraikany ratsy eo amin'ny fiarahamonina nipoitra tao amin'ny YouTube ary hatreto dia nisy mpitsidika mahery ny 6.000. Taorian'ny nijereny io lahatsary fanadihadiana io, nanoratra ny mpampiasa YouTube iray, "Mitomania ho an'ny tanindrazana malalantsika. Maninona isika no hahantra raha...
Ghanà: Fampahalalàna An'i Agnes Chigabatia – Mpanao Politika Vehivavy Ghaneana
Nisy ny ezaka lehibe nataon'ireo vehivavy teo amin'ny sehatry ny politika Ghaneana. Ghana Decides, tetikasa tsi-mitanila izay mikendry ny hanome vaovao araka ny tokony ho izy ho an'ireo mpifidy mikasika ny fifidianana malalaka, madio sy azo antoka amin'ny fifidianana 2012, tamin'ny alalan'ny fampiasana fifampitam-baovao sosialy no nijerena ny mombamomba ilay kandida parlemantera...
27 Oktobra 2012
26 Oktobra 2012
Minisitra Zambiana Tratra Nijery Ny ‘WikiLeaks Zambiana’
Azo sary tamin'ny fakantsary teo am-pijerena ny tranonkala Zambian Watchdog nandritra ny fivorian'ny mpanolo-tsainan'i Lusaka ny Minisitra lefitry ny Vola Miles Sampa sy ny Minisitra misahana ireo lehibe Nkandu Luo. Io Fanaparitaha amin'ny aterineto io, fantatra amin'ny fandaharana fandihadiana,dia norahonan'ny lehiben'ny Sampana Fandraisana Tataon-ketran'ny orin'asa hakatona tamin'ity volana ity.
25 Oktobra 2012
Mpikarama An'ady Avy Ao Mali Mikonokonina Korontana ao Côte d'Ivoire?
Araka ny tatitra mampifanditra notontosain'ny Firenena Mikambana, nanakarama Islamista avy ao Avaratr'i Mali ny filoham-pirenena Ivoiriana teo aloha Laurent Gbabo mba hanakorontana ny governemanta ankehitriny tarihin'ny filoha Alassane Ouattara. Nivoka tamin'ny Asabotsy 6 Oktobra 2012 teo ny vaovao tao amin'ny Onjam-peo Radio France International (RFI). Tamin'ny lahatsoratra mitondra ny lohateny...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...