Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Jona, 2019

Tsidika bilaogy Kenyanina janoary 2006: fampisaintsainana vitsivitsy

  17 Jona 2019

Mitahiry vaovao ara-toekarena sy hirika (opportunités) i Bankelele ary nanamarika fa "Namorona ny tahiriny manokana ny Vondrona Eoropeana mba ahafahan'izy ireo manome fanampiana ho an'i Afrika tsy manontany ny hevitry ny Banky Mondialy, izay tarihin'i mpandala nentindrazana vaovao Etazoniana Paul Wolfowitz".

Ny herinandron'ny 19/01/2006 tao amin'ny blaogy Nizeriàna

  16 Jona 2019

Azoko antoka fa na iza na iza namorona an'ity fehezanteny manaraka ity: "Tontolon-dry zareo lehilahy io" dia tsy maintsy nivadibadika any ampasany any noho ny lahatsoratr'i Olaniyi David Ajao mitondra ny lohateny hoe: "Ireo vehivavy filoham-panjakana".

Kiswahili ny don-tany sy ny kapo-tandroka

  14 Jona 2019

(Lahatsoratra tamin'ny janoary 2006) Tsy resy lahatra i Mwandani raha tokony ho faly na tezitra rehefa avy namaky ny tamberina nataon'ny filoha teo aloha tany Tanzania, Benjamin Mkapa, fehim-potoam-piasana dimy taona anankiroa. Nahavita ny fehim-potoana fiasana fanindroany i Mkapa tamin'ny faran'ny taona lasa teo. Jakaya Kikwete, ny mpandimby azy, minisitry ny...

Fomba fijery avy any an-tandrok'i Afrika

  07 Jona 2019

Feno  fifanakalozan-kevitra momba ny sehatry ny kolontsaina sy ny politika ny tontolon'ny bilaogy ao amin'ny Tandrok'i Afrika sy Sodàna. Zavatra iraisana, izay toa nipoitra teo amin'ireo bilaogera Etiopiana ny tsy fisian'ny fangorahana ho an'ny governemantan'ny fitondran'ny Praiminisitra Meles Zenawi.

Vaovao isankarazany avy amin'ny tontolon'ny bilaogim-behivavy

  05 Jona 2019

Black Looks manoratra momba ny fivoarana mahaliana ao amin'ny Repoblika Centrafrique izay nandràra ny media tsy handefa na hanoratra mozika sy lahatsoratra manambany vehivavy taorian'ny torolalan'ny minisitry ny fifandraisana ary manantena fa ‘hanao toy izany koa ireo firenena hafa’.