Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Desambra, 2007
Arahabaina ireo Rising Voices vaovao
Naharenesantsika feo vaovao sy mahery avy amin’ny fiaraha-monina tsy dia hita matetika amin’ny aterineto ny nisokafan’ny vondron’ny fantsom-panomezam-baovao avy amin’ny olom-pirenena na ny tetikasa midina an-tsehatra Rising Voices. Niantso tolotra...
Kenya: Androany no tokony nianiana ny filoham-pirenena vaovao
Nomarihin'ny Mpitsara (mpahay lalàna) Kenyana ary fa araka ny Lalam-panorenana Kenyan dia tokony ho nahavita ny fianianany androany ny filoham-pirenena vaovao: “Ny eritreritro manaraka rehefa nihaino ny mpanao fihetsiketsehana aho; dia nifarana...
Etiôpia : Voadika teny frantsay ny Kebra Nagast
Niresadresahan'ny Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) [FR] i Samuel Mahler, ilay nandika nyKebra Nagast vao haingana, lahatsoratra masina ho an'ny kristiana Etiopiana sy ny Rastafaris, ho teny frantsay. Jennifer Brea
Burkina Faso sy ny Hajj (fivahiniana masina silamo)
“Soa ihany fa tsara i Allah ka nanaiky ihany ny fahatongavan'ireto mpanao fivahiniana masina mahantra ka navezivezin'ny fandaminana amorontevan'ny fikorontanana.” hoy ny namaranan'i QuophyBlogeur ny fahoriana nanjo ireo Silamo Burkinabe [FR] nandeha...
Nampody ny masoivohony tany Senegal i Maraoka
Blog politique au Senegal no nanoratra [fr] mikasika ny fanapahan-kevitry ny Mpanjakan'i Maraoka hampody ny masoivohony avy any Senegal noho ny fifanolanana momba ny Sahara andrefana: “Nanaitra ny hambom-pony (ny mpanjaka)...
Madagasikara: Sarin'ny tsena Zoma
Harinjaka no indro mamoaka ny sarin'ny tsenan'Analakely fantatry ny any ivelany amin'ny anarana Zoma eto Antananarivo, Madagasikara. Jennifer Brea
Ezypta: Rama Yade
Tsy amin'ny maha Rama Yade – sekreteram-panjakana frantsay misahana ny raharaham-bahiny sy ny zon'olombelona – azy ka amin'ny fijery politika no itondran'ny mpamaham-bolongana Ezyptiana Eastern Bird ity lahatsoratra manaraka ity (Ar). Raha...
Fifidianana Madagasikara : Fampitandremana ho an’ny fitondrana ?
(saripikan'i Harinjaka) Tamin’ny valim-pifidianana monisipaly notontosaina tamin’ny herinandro lasa teo ho an’Antananarivo, renivohitry Madagasikara, resin’ny kandida mahaleo tena Andry (Nirina) Rajoelina ny avy amin’ny antokon’ny filoham-pirenena Hery Rafalimanana, amin’izao fivadihan-javatra...
Tantara Sovietika : Ny hetsiky ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963
Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo...
Tanzania : Nandramanareo ve ny loha-trondro maina ?
Ny mpiblaogy Pernille dia manoratra momba ny “chakula” (sakafo amin'ny fiteny Swahili) any Tanzania : « Rice, beans and ugali – after three months I've concluded that these are the...