Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Novambra, 2018
Andrana bilaogin-dahatsary avy any Accra
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ity ny androko faharoa tao amin'ny cybercafe BusyInternet tao Accra, Ghana, ary nanandrana ny famintinana lahatsary aho mba hahitako raha...
Fitsidihana ny bilaogy manerantany Talata
Mahmood of Mahmood's Den manambara fa tsy ny handray ny torolàlana avy amin'ny Reporters sans frontières ho an'ny aterineto maimaim-poana ihany no ataony fa handika izany amin'ny teny arabo koa izy, ary handefa azy ireo any amin'ny mpikambana ao amin'ny parlemanta.
Ny WSIS Youth Caucus any Ghana
Vao nahavita ny antsafa nifanaovana tamin'i Leopold Armah sy Regina Banini avy ao amin'ny WSIS Youth Caucus any Ghana aho, nifampiresaka momba ny andraikitry ny tanora Afrikana ao amin'ny Fihaonambe Iraisam-pirenena momba ny Fiarahamonin'ny Fampitam-baovao nokarakarain'ny Firenena Mikambana. Manasa anao hihaino ny rakipeo i Andy.
Ghana: Namantampatatra ilay Liberiana nisy namono
Nisy mpaka sary iray nanaparitaka ny sarin'ny lehilahy Liberiana iray nisy namono hita tao ivelan'ny Tobin'ny Mpitsoam-ponenana Buduburam ao Ghana. Tsy hita ato amin'ny lahatsary ny saripika.
Kenya: Sary mampihetsi-po momba ny fitroarana sy ny fanantenana
Afaka milaza tantara ny teny, afaka manome soritra antsika ny sary, ary manana fomba hampitambarana azy roa ireo ny lahatsary, ka mahatonga ny fanamorana ny fifandraisana ara-pihetseham-po momba ny zava-mitranga.
Fonjain'i Maoritania i Biram Dah Abeid, mpikatroka anti-fanandevozana — ary ampanalaviriny ny parlemanta nahavoafidy azy koa
Nolazaina fa noho ny fandrahonana mpanao gazety iray manana fifandraisana akaiky tamin'ny fitondrana maoritaniana no antony nandefasana azy ho any am-ponja.
Nahandro matsiro manerantany ao anatin'ny bilaogy folo
Efa nanontany tena ve ianao hoe ahoana no andanian'ny miaramila ny fotoan'ny fialantsasatra any Iraka? Ity no andro handraisanao ny tantara, voalohany avy amin'ny Chairbone Stranger, miaramila Amerikana iray nalefa tany amin'ny toerana vovohana any Iraka.
Afaka madiodio tamin'ny fiampangana fihemorana amin'ny finoana ilay bilaogera maoritaniana Mohamed Ould Mkheitir, fa mbola migadra hatrany efa-taona izao
Famantarana "amin'ny famoretana ampiharin'ny fitondrana maoritaniana amin'ny fahalalaham-pitenenana sy ny famoaham-baovao ny raharaha bilaogera Mohamed Mkhaïtir
Herinandro tao amin'ny Tontolon'ny Blaogy Kenyana
Herinandro tao amin'ny Tontolon'ny Blaogy Kenyana
Ny tontolon'ny blaogy Nizeriana – herinandro voalohan'ny Novambra 2005:
Lohahevitra maro noresahina tao amin'ny tontolon'ny blaogy Nizeriana .