Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Marsa, 2023
Ao Tôgô, fo mamelona ny renivohitra ny tsena lehibe ao Adawlato
Tsy sampanan-dàlana fotsiny ho an'ny ara-toekaren'i Tôgô ny tsenan'i Adawlato, fa maneho ihany koa ampahany manandanja amin'ny lova ara-tantaran'i Lomé renivohitra.
Global Voices mitady toniandahatsoratra ho an'ny faritra Afrika mampiasa sy miteny anglisy ao atsimon'i Sahara
Mitady toniandahatsoratra ho an'ireo firenena mampiasa sy miteny anglisy ao atsimon'i Sahara ny Global Voices.
Côte d'Ivoire, miroborobo ny asa fanovana gazetim-panadihadiana momba ny tontolo iainana: tafa niarahana tamin'i Ismael Angoh
Satria ny vahoaka te-hahazo vaovao azo antoka momba ireo trangan-javatra ary maniry hahafantatra izay azon'izy ireo atao mba handraisany anjara
Undertones: Tanàna cyberpunk any Zimbaboe notarihan'i Shina
Vonona hipetraka ho firenena voalohany ao Afrika manana renivohitra “marani-tsaina (smart)” naorina tamin'ny tsy misy i Zimbaboe. Saingy maro no manahy fa ho fanjakana anjakan'ny fanarahamaso izy
Global Voices mitady mpiara-miombona antoka amin'ny resaka Media Sôsialy ho an'i Afrika mampiasa sy miteny frantsay ao ambanin'i Saharà
Ny Global Voices dia mitady mpiara-miombona antoka amin'ny resaka Media Sôsialy ho an'i Afrika mampiasa sy miteny frantsay mba hifandray amina mpanjohy maro no sady hamorona votoaty mahasarika.
Tanzania : fandrosoana hita amin'ny fanavaozana ireo médias nasiônaly
Ireo mpanaramaso pôlitika dia nanao tsoakevitra avy amin'izany hoe tetikady pôlitika fotsiny ihany ireo tolotra naroson'i Samia hatreto. Raha nanamafy ny avy amin'ny fanoherana ry zareo, dia ho nahazo mpomba azy ho an'ireo fifidianana ho avy.
Benin, valan-javaboahary iray lasa toeram-pialofan'ireo vondrona mpihoko
Raha hatry ny ela tsy mba voatohintohina, ankehitriny i Benin dia mizaka mafy mihitsy ny asa fampihorohoroana jihadista misoko any avaratra sy mampiasa ny valan-javaboahary ho toy ny toby famaharany
Fiovaovàn'ny toetrandro sy fitrandrahana harena an-kibon'ny tany: ony lehibe roa miala aina ao Côte d’Ivoire sy ao Mali
Manova isanandro isanandro ny fiainana andavanandron'ireo mponina manodidina azy ny voka-dratsy ateraky ny fiovaovan'ny toetrandro sy ny asa fitrandrahana eny amin'ireo ony Sassandra sy Niger
Ao Mali, ny mozika no manome ny sarin'ilay firenena
Vitan'i Mali ny nanao ny mozika ho iray amin'ireo marika ahafantarana ny maha-izy azy, na ao Afrika izany, na manerana izao tontolo izao.
Vehivavy Mozambikana no nandresy tamin'ny fifaninanana nahandro iraisam-pirenena tany Portiogaly
Tamin'ny 19 Febroary, nandresy tamin’ny iray tamin'ireo fifaninanana nahandro lehibe indrindra amin’ny firenena miteny Portiogey ilay Mozambikana Sahima Hajat.