Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Oktobra, 2020
Tsy fahampian'ny fotodrafitrasa ho fikarakarana ny fahasalamana any ambanivohitr'i Malawi : na ho faty na ho velona
Noho ireo andiana fampanantenana nataony, indrindra fa momba ny fanomezana fikarakaràna ara-pahasalamàna ao amin'ny firenena no antom-pandresen'ny governemanta vaovaon'ny fiarahamitantana entin'i Tonse.
“Abidjan Blog Camp” sy ny hetsika “Soraty anaty bilaogy ny fialantsasatrao”
Lasitra fiofanana iray momba ny fampiasàna ireo media sôsialy satria [...] vitsy ny afrikàna no manana fakantsary nomerika ho entina manatontosa rakitsary, ... Sady koa tsy mora ny mampakatra lahatsary iray manana habe 100Mo raha mbola tambajotra milodaka be no mba ananana any amin'ny firenena afrikàna sasantsasany
Nalain'ny jiolahy mitam-piadiana ankeriny tany Kaduna, Nizeria ireo ankizy mpianatra sy ilay mpampianatra azy ireo
Mitaky vola sorom-panavotana mba hanafahana ireo olona nosamborin'izy ireo ireo jiolahy mitam-piadiana izay naka an-keriny mpianatra miisa efatra sy mpampianatra tao Damba-Kasaya, fanjakan'i Kaduna, Nizeria.