· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Mey, 2018

Kurdistance: Tsy Misy Vaovao Tsara

  09 Mey 2018

nitondra hatezerana sy hadisoam-panantenana nanoloana ireo fihetsiketsehana tsy nampiova mihitsy ny fiainan'ny mponina Kiorda ireo lohahevitra mahavàka saina tao amin'ireo blaogy Kiorda

Jordania: Mankalaza ny firenen'izy ireo ny mpandefa sioka

  09 Mey 2018

Amin'ny tetikasa izay natsangan'ny mpandefa sioka avy amin'ny firenena Arabo hafa, namorona sy nitazona tenirohy mankalaza ny zavatra 50 voalohany tian'izy ireo indrindra momba ny fireneny ireo Jordaniana mpisera tranonkala bilaogy madinika Twitter.

Palestina: Nataon'i Obama ho ambin-javatra

  06 Mey 2018

Satria mamarana ny fitetezana an'i Israely sy i Palestina ny kandida ho filoham-pirenena Amerikana mahabe fanantenana Barack Obama, nibahana tamin'ny fifantohan'ny Senatera an'i Israely ny lohatenin-gazety manerantany...ary tsy nahitana fifantohana tamin'ny tolon'i Palestina.

Mpitarika Mpianatra Maty tany Am-ponja & Ady any Libanona

  05 Mey 2018

Maty tany am-ponja ny Iraniana iray mpitarika mpianatra, Akbar Mohammadi, raha nifady hanina. Tohina ireo bilaogera maro naheno ity vaovao ity ary nizara ny heviny sy ny fihetsehampony tanatin'ny bilaoginy tamin'ny fomba isan-karazany, manomboka amin'ny fanoratana ka hatramin'ny fanaovana sariitatra.

Masoarabo: Sombin'ny Eid

  03 Mey 2018

Eid androany, na rahampitso. Eid Al Fitr dia fankalazana manamarika ny fiafaran'ny volana Miozolomana fanaovana Ramadany, ary indreto ny fanehoan-kevitra vitsivitsy momba izany manerana ny tontolo Arabo.