Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Septambra, 2016
Tsy Mahatsiaro Tena Ilay Mpanao Gazety Alzeriana Nogadraina Roa Volana Taorian'ny Fitokonana Tsy Nihinan-kanina
Nanomboka nanao fitokonana tsy hihinan-kanina i Mohamad Tamalt tamin'ny 27 Jona ho fanoherana ny fisamborana sy ny fanagadrana azy . Any am-ponja izy noho ny faniratsirana an-tserasera ny Filoha Alzeriana.
Mandrava Ny Fahirano Ao Aleppo
"Ny fijery izany dia miara-miasa amin'ny mpanafika ny Amerikana. Raha resin'ny fitondrana vahiny sy ny milisy Shiita ny tafika manohitra ny fitondrana demokratika, hitombo an-toerana ny herisetra extremista."
Libanona : 26 Taona Aty Aorian'ny Fiafaran'ny Ady An-Trano, Mbola Mitaky Ny Marina Ny Fianakavian'Ireo Olona Tsy Hita Popoka
" Efa nangataka ny fanjakana Libaney izahay ... mba hihady ireo fasana iombonana ary hanambara ny nanjo ny anadahiko sy ireo maro hafa, nefa tsy mbola nanao na inona na inona ny fanjakana misy anay."
Vonomoka Tao Rabaa , Le Caire : Telo Taona Izay No Lasa, Mbola Miraikitra Ny Fofon'ny Fahafatesana
Telo taona izay no lasa, saingy tsy mety adino ny vonomoka tao Rabaa.