· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Avrily, 2008

Zimbaboe : Ny takoritsika andrenivohitra

  04 Avrily 2008

Harare no renivohitry ny tsahotsahon’i Zimbaboe: “Nisy nanapoaka (na ataovy hoe nanaparitaka) ny gazety hany tsy miankina amin’ny fanjakana mivoaka isan’andro noho izany dia ny tantaram-bahoaka no mba gazetim-bahoaka, miely tahaka ny bitsibitsika ampivarotan-tavoahangy ny nyayas. Nitsoaka any Malaysia [hono] i Mugabe. Nandrombaka ny 68% ny vaton'ireo mpifidy ho filoham-pirenena...

Zimbaboe : Mitanila ve ireo fantsona fampahalalam-baovaon'izao tontolo izao ?

  03 Avrily 2008

Tsikerain'i Dumisani ny fomba itateran'ireo fantsona fampahalalam-baovaon'izao tontolo izao ny vaovaon'ny fifidianana any Zimbaboe : It is shocking how the media in South Africa and that emanating mainly from countries in Europe and North America has gone ahead and made bold declarations about Zimbabwe’s recent election without paying much attention to...

Kiobà, Barbada : Fifidianana any Zimbaboe

  02 Avrily 2008

Samy manapariaka lahantsoratra mikasika ny fifidianana any Zimbaboe ry Child of the Revolution izay Kobana mipetraka any Aotsralia sy Neo-Zealandy, sy Barbados Free Press avy any Barbados. Child of the Revolution dia mampitaha an'i Robert Mugabe sy i Fidel Castro izay mpiaradia hatrizay : Mind you, compared to the Castro...