Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Zimbaboe : Mitanila ve ireo fantsona fampahalalam-baovaon'izao tontolo izao ?

Tsikerain'i Dumisani ny fomba itateran'ireo fantsona fampahalalam-baovaon'izao tontolo izao ny vaovaon'ny fifidianana any Zimbaboe :

It is shocking how the media in South Africa and that emanating mainly from countries in Europe and North America has gone ahead and made bold declarations about Zimbabwe’s recent election without paying much attention to the legal proceedings that dictate the unfolding of events here.

“Mahatezitra ny fomba netin'ireo fantsona fampahalalam-baovao any Afrika Atsimo sy ireo firenena Eorôpeana ary Amerikana Avaratra izay manindrahindra fanambarana mikasika ny fifidianana taty Zimbaboe [dien'ny ampitson'ny fifidianana dia nidohaka ho nandresy  ny kandida mpanohitra Morgan Tsvangirai], tsy misy fiheverana [na fahafantarana] akory izay fomba tokony arahina amin'izay fanolorana valim-pifidianana ara-dalàna.”

[Lahantsoratra efa notaterina teto ihany ny fanambarana fandresena navoaky ny kandida Morgan Tsvangirai ny ampitson'ny fifidianana : Fifidianana any Zimbaboe]

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.