Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Avrily, 2008
Sri Lanka: Atsaharo ny fanenjehana mpanao gazety
International Federation of Journalists (IFJ) Federasiona Iraisam-pirenen’ny Mpanao gazety, fikambanana iray milofo amin’ny fiarovana sy fanamafisana ny zo sy fahalalahan’ny mpanao gazety dia miantso mba hanaovana ny 10 Aprily ho...
Jamaika, Shina: Ny politikan'ny fanatanjahantena
“Inona moa no lazainy momba antsika raha ataontsika ho faralahim-pahamehana ny zon'olombelona fa zarantsika aza mijery fandaharana amin'ny fahitalavitra mandritra ny roa herinandro? Raha tsy fantatrao izay ataon'i Shina any...
Shina: fiarovana ny voninahi-pirenena
Itrikitrihin'i ESWN fa loza mitatao eo amin'ny fifandraisan'ny vahoaka anararaotan'ny hevitra ifampizaran'ny maro an'isa any Shina hiarovana ny voninahim-pirenena ny fihetsiketseham-panoherana mihatra amin'ny afo olaimpika. Nandika tati-baovao roa amin'ny teny...
Angola:Vaovao avy any angola hita ao amin'ny tranonkalam-pifampizarana
Ambaran'i Francis Pac [pt] fa misy ny tranonkala web 2.0 mitovy amin'ny Digg mba ahafahan'ny olona mijery sy mifampizara vaovao avy any Angola. “ Ny nahatonga ny safidy ampiasana ity...
Timor atsinanana: Inona no lazain'ny mpiresaka momba an'i Tibet?
Tamin'ny fivoahan'ny lahatsarin'ny Guardian momba ny toe-draharaha tany Tibet no namoahan'i Daniel Arruda [pt] ny heviny: “Mazava be ny fitsarana:'Tsy tian'i Shina ho fantatra ny zavamisy marina any Tibet’ na...
Afghanistan : Atrikasa voalohany amin'ny fitorahana blaogy tao Kabul
Nahatontosa ny atrikasa voalohany teo amin'ny tantaran'izy ireo ny Fikambanan'ny Mpitoraka Blaogy ao Afghanistan [Afghan Association of Blog Writers] (Afghan Penlog) rehefa nisedra tsy fahampian'ny vola sy ny herin'aratra. Tamin'ny...
Mpanao gazety Toniziana mitatitra ny fifidianana any Zimbaboe
Mpanao gazety Toniziana i Bassam Bounenni, izay miblaogy ao amin'ny Wherever I Roam, That's My Home [n'aiza n'aiza ivenjivenjeko dia tranoko any], mitantara izay fitaterany hoan'ny fantsona fampahalalam-baovao Silamo Al...
Kiobà : Nahazo loka lehibe ny mpamaham-bolongana nosakanana Yoani Sánchez
Yoani Sánchez angamba no mpamaham-bolongana malaza indrindra any Kiobà, firenena izay voaramaso sy voafetra ny fahafaha-miditra amin’ny aterineto. Malaza dia malaza ho an’izay rehetra liana momba an’i Kiobà ny bolongan-dravehivavy...
Mozambika : Dinidinika momba ireo vaovao
Bayano Valy monina any Maputo, any Mozambika, no mizara ao amin'ny blaogy Nullius in Verba izay heviny mikasika izay tokony ho toetoetr'ireo vaovao : Na minha humilde opinião é necessário...
Zimbaboe : Fanaovana “haza-lambo” ny mpanao gazety
Peta Thornycroft monina any Harare, no mitatitra ny “haza-lambo” sedrain'ny mpanao gazety sasany any Zimbaboe : There has been a heavy crackdown on Zimbabwe’s small group of journalists, many of...