Zimbaboe : Ny takoritsika andrenivohitra

Harare no renivohitry ny tsahotsahon’i Zimbaboe:

“Nisy nanapoaka (na ataovy hoe nanaparitaka) ny gazety hany tsy miankina amin’ny fanjakana mivoaka isan’andro noho izany dia ny tantaram-bahoaka no mba gazetim-bahoaka, miely tahaka ny bitsibitsika ampivarotan-tavoahangy ny nyayas. Nitsoaka any Malaysia [hono] i Mugabe. Nandrombaka ny 68% ny vaton'ireo mpifidy ho filoham-pirenena [hono] i Morgan [Morgan Tsvangirai, kandida mpanohitra]. Tsy voafidy [hono] i Mujuru [Joyce Mujuru, filoha-lefitra nilatsaka hofidiana solombavam-bahoaka]. Mandeha mivantana amin’ny fahitalavitra [hono] ny fandresen’i Morgan. Lasa mamorom-baovao ho azy tsy satry ireo vahoaka izay mangetaheta ny marina.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.