· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Jona, 2019

Manambatra hery ireo mpanao gazety, YouTubers, sy ny mpanao politika ao Kolombia mba hanohitra ny famonoana ireo mpitarika ara-tsosialy

  03 Jona 2019

Youtubers, mpanao gazety ary mpanao politika no nanambatra hery mba hanohitra ny famonoana tsy ara-dalàna ireo mpitarika ara-tsosialy tany Kolombia miaraka amin'ny fanentanana #ALeaderInMyPlace, ka manokatra ny sehatry ny fampahalalam-baovaon'izy ireo ho an'ny mpitarika izay iharan'ny fandrahonana izy ireo mba hanoratra na hiloa-bava ao amin'izany.

Lasa resaka mpiray asa koa ny fanavakavahana lahy sy vavy

  02 Jona 2019

(Fanamarihana. lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aogositra 2006) Heveriko fa misy ny rindrina tsy hita maso ‘tsy ofisialy’ apetraka ho an'ireo vehivavy manamboninahitra. Ry zareo lehilahy no  mibahana ny ankamaroan'ireo toerana ambony ao anivon'ny fiarahamonina ao Brunei. Mety ho anton'ny fisian'ny tsy fifandanjàna ve ny hoe satria ireny olona ireny ihany...