Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Aogositra, 2015
Lehiben'ny voanjo taloha tao Morondrano Andrefana no notendren'i Isiraely ho ambasadaorony vaovao ao Brezila
Nanohitra ampahibemaso ny vahaolana fametrahana firenena roa i Dayan ary efa nilaza tamin'ny gazety fa ‘izay manao izany dia na tsontsa fisainana na mpandainga'.
6 Taona Taorian'ny Namonjana Azy, Milaza Ilay Rain'ny Bilaogy Iraniana Fa Niova Ho Ratsy Ny Aterineto Ankehitriny
Voafonja nandritra ny enin-taona i Derakhshan, mpanoratra taloha tao amin'ny Global Voices, noho ny fitorahany bilaogy. Mitsikera ny toetry ny aterineto ankehitriny ny lahatsorany voalohany amin'ny teny anglisy, hatramin'ny nivoahany ny fonja.
Novahan'i Iran tamin'ny ampahany ny fandrarany ny BBC
Manana ny lanjany tokoa ny fampahalalam-baovao any amin'ny firenena manara-maso akaiky ny zavatra avelany hivoaka ho hitan'ny vahoakany. Mila alalana manokana mihitsy vao afa-manangom-baovao tahaka izao atao amin'ny BBC World izao. Ny antsika Malagasy anefa ity toa misy avela hiteniteny foana.
Gazety Henja-Pisainana Nakaton'i Iran fa Nanohitra ny Fifanarahana ara-Nokleary
Na mpanohana ny fitondrana aza dia mety akaton'ny birao mpanaramaso ny gazety ao Iran.
Sambany Nanokatra Departemantan'ny Teny sy Haisoratra Kiorda Ny Oniversiten'i Kurdistan Ao Iran
Nanambara i Bakhtiar Sajjadi, filoha vaovaon'ny departemantan'ny teny sy ny haisoratra Kiorda vao nosokafana tao Iran fa mpianatra 40 no noraisina hanomboka ny fianarana amin'ny volana Oktobra hoavy io.