Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Oktobra, 2007
Tonizìa : Saintsaina mikasika ny tontolo iainana
Ny blaogy AquaCool avy any Tonizìa dia mizara amintsika izay mba saintsainy mikasika ny tontolo iainany [Anglisy]. […] 3 years ago, I looked really stupid when I used to separate...
Iran : « Ary lasa aiza i Iran ao amin'i Yahoo ? »
Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia mitantara [Farsi] fa raha nanam-paniriana ny hisoratra anarana toy ny mpampiasa vaovao ny imailaky Yahoo izy dia tsy hitany tao anatin'ireo...
Arabia Saodìta : Tsaratsara kokoa raha vehivavy
Rasheed mpiblaogy monina any Arabia Saodìta dia manazava [Anglisy] fa aleo lavidavitra kokoa aza vehivavy ny tena, raha miditra itony magazaibe midadasika any Arabia Saodita itony, nohon'ny fampiharana ny lalàna...
Masoarabo: Tsiditsidika blaogy Ejipsiana
Niasa fatratra ny blaogy Ejigypsiana, tsy jerena ny fiaraha-mientana nataon’ny gazety maro nitokona tsy nivoaka indray andro noho ny fanagadrana mpanao gazety Ejipsiana. Ny lohahevitra anio ary dia hiresahantsika momba...
Fahafatesan'ny fiteny : vokatry ny lalànan'ny fivoarana, sa làlam-javaboahary, sa famotehana ?
Isika zanak'olombelona dia miaina anivon'ny firenena miisa 194 fotsiny, aleo angaha atao hoe na mihoatra kely na latsaka kely, anefa dia ny fitenintsika dia anelanelan'ny 7'000 sy 8'000 isa. Mihena...
Iran : Ny Ampitson'ny “zera-baomba” kasaina atao amin'Iran
Hoy ny mpiblaogy Chris Weignat ao amin'ny blaoginy: enough attention is not being paid to what happens after we rain death from the skies down on Iran. Which is a...
Marôka : Mety ho blaondy koa ny Berbera
Nanaitra ny fampahalalam-baovao maro ny nivoahan'ny sary nalain'ny torista Espagnôla tany amin'ny faritry ny tendrombohitra Rif any Marôka, sary tsy dia mazava loatra izay toa ahitana am-baben-dramatoa Marôkana iray, zazavavikely...