Sary-sy-soratra, fisaonana sy fanoharana tamin'ny faharendrehan'ny sambo restaurant mitsikafona manan-daza an'i Hong KongMisy manolo-kevitra fa fanoharana amin'ny hoavin'i Hong Kong ny manjo ny JumboMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Andriamifidisoa Zo30 Jona 2022
Manohitra ny famerana azy ny mpanao gazety Timor-Leste ary manamafy ny zony hanontany ny minisitry ny raharaham-bahiny ao ShinaNilefitra ireo manampahefana Shinoa namela ny mpanao gazety teo an-toerana hanao "fanontaniana tsy nomanina"Mpanoratra Mong Palatino Nandika Raveloaritiana Mamisoa27 Jona 2022
Mamaha ny ankamantatry ny voambolana shinoa an-jotra: Ny nahatonga ny Jady hanondroana ny filoha shinoa Xi JinpingVoafono ao anatin'ny tarehintsoratra shinoa voatonona ny anaran'ny filoha shinoaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo23 Jona 2022
Vondrona ao Pasifika mankalaza ny herinandron'ny ranomasina amin'ny fanoherana ny fitrandrahana any an-dranomasina lalina anyMpiaro ranomasina niteny ny "Atsaharo ny heloka bevava atao amin'ny Ranomasina, Rarao ny fitrandrahana anaty ranomasina lalina"Mpanoratra Mong Palatino Nandika Sylvia Aimée21 Jona 2022
Miangavy ny mba tsy hiantsoana ny miaramilan'i Myanmar ho ‘Tatmadaw’Ahoana ny tokony hanondroan'ny mpitti-baovao iraisampirenena ny miaramila ao Myanmar?Mpanoratra The Irrawaddy Nandika Andriamifidisoa Zo16 Jona 2022
Herotra gilasy mampiseho ny endrika mifanohitra hita amin'ny sivana “4 Jona” ao ShinaGilasy miendrika fiara mifono vy mampahatsiaro ny famoretana tao TiananmenMpanoratra Oiwan Lam Nandika Miora13 Jona 2022
Voarara ao Hong Kong ny fiareta-torin'ny vono olona tao Tiananmen, fa mbola tsy voakosoka ny fahatsiarovana manerana izao tontolo izaoVoarara ny fiaretan-tory ao HK, saingy niparitaka kosa ny fahatsiarovana tamin'ny fandrehetan-daboziaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa09 Jona 2022
Valinteny feno famoizampo manoloana ny fihibohana vokatry ny COVID-19 ao Shina: ‘Izahay no taranaka farany.’"Aza miteraka. Fijaliana fotsiny izany."Mpanoratra Oiwan Lam Nandika Candy08 Jona 2022
Mihetsika mitaky fitoviana manoloana ny fanambadiana ireo mpikatroka ao ThailandyMpikatroka nanolotra dika naveriny nosoratana avy amin'ilay fanapahankevitry ny Fitsarana momba ny Lalampanorenana mikasika ny fanambadiana,Mpanoratra Prachatai Nandika Imanoela Fifaliana03 Jona 2022