Nampitandrina ny mpitsikera fa mety hanimba ny demokrasia ny hamehana ara-pahasalamana any MaleziaNahoana no nandray fanapahan-kevitra avy hatrany toy izany hampanginana mpitsikera?Mpanoratra Mong Palatino Nandika Liva Andriamanantena25 Marsa 2021
Taorian'ny fandraràna mananasy, fikan'antitra no iantsoan'i Taiwan an'ilay tolotra fampiasambola vaovao nataon'i Beinjing ho an'ny fambolenaFepetra antsoina hoe 'poizina mamy' ikendrena hangalarana ny traikefam-pambolen'i TaiwanMpanoratra Oiwan Lam Nandika Imanoela Fifaliana24 Marsa 2021
Tetikasa seranantsambo vaovao tarihan'i Shina ao Pero, miatrika ny fanoheran'ny mponina sy ireo mpiaro tontolo iainana any an-toeranaNy Aprily 2021 no voatondro hanomboka ny asa fanorenana.Mpanoratra Isolda Morillo Nandika Imanoela Fifaliana19 Marsa 2021
An-dalambe sy antserasera, Mivondrona manohitra ny fitondrana miaramila amin'ny endriny vaovao ny olom-pirenen'i MyanmarAvy amin'ny 'Generation-Z' ny hery lehibe mitarika ambadiky ny fihetsiketsehana. Mpanoratra Global Voices South East Asia Nandika Raveloaritiana Mamisoa19 Marsa 2021
Tafakatra 71 ny isan'ny maty tamin'ny Alahady nandritra ny famoretana ireo mpanao fihetsiketsehana manohitra ny fanonganam-panjakana tany Myanmar Andro nahalatsahan-drà be indrindra hatramin'ny 1 Febroary nisian'ny fanonganam-panjakana nataon'ny miaramila Mpanoratra The Irrawaddy Nandika Liva Andriamanantena18 Marsa 2021
Mpikatroka miaina an-tsesitany, manomboka ny ‘Satan'i Honk Kong 2021,’ vina iray ho an'ny hoavin'ireo hetsika mpandàla ny demaokrasiaAntenain-dry zareo hisy ny mandatehezana tsy mpiandany eny anivon'ireo am-pielezanaMpanoratra The Stand News Nandika avylavitra17 Marsa 2021
Voasambotra tamin'ny fomba ofisialy noho ny resaka fitsikilovana tany Shina ilay mpanao gazety Shinoa-Aostraliana Cheng LeiMihamafy ny fifanenjanana eo amin'i Aostralia sy i ShinaMpanoratra Kevin Rennie Nandika Liva Andriamanantena08 Marsa 2021
Nampiditra volavolan-dalàna “henjana” momba ny fiarovana amin'ny aterineto ao anatin'ny hetsi-panoherana mafana manohitra ny fanonganam-panjakana i MyanmarNotsipahan'ny mpandray anjara ny volavolan-dalàna ary nihaika ny maha ara-dalàna ny governemanta miaramila izy ireoMpanoratra Mong Palatino Nandika Salohy Randriafanomezantsoa04 Marsa 2021
Japàna : miteraka ahiahy ilay fanapahankevitra hamarina any an-dranomasina ireo rano voapoizina avy ao amin'ilay toby famokarana herinaratra nisy fahasimbàna tao FukushimaMitaky fampahalalana misimisy kokoa hanombanana ny loza mitatao ireo manampahaizana.Mpanoratra Nevin Thompson Nandika (fr) i Laetitia Galy, avylavitra03 Marsa 2021
Manana hafatra ho an'ny mpiondana ‘Attack on Titan’ ny ‘Nosy Paradisa’ Filipina'Tsy misy izay ifandraisanay amin'ny Titans'Mpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo03 Marsa 2021