Tompon'andraikitra fast food japoney iray voaroaka rehefa niresaka “fampiankinan-doha ny tanoravavy amin'ny (zava-mahadomelina) meth”"Efa ela no nanamavoana ny vehivavy" eo amin'ny indostrian'ny dokambarotraMpanoratra Nevin Thompson Nandika Andriamifidisoa Zo28 Avrily 2022
Niteraka fihotsahan'ny tany sy tondra-drano mahafaty tao amin'ny Nosy Leyte ao Filipina ny tafiotra tropikaly MegiAn-jatony no tsy hita popoka ary ahiana ho faty Mpanoratra Karlo Mongaya Nandika Raveloaritiana Mamisoa28 Avrily 2022
Manao hetsika ‘Akanjo Manga’ ireo mpikatroka ao Myanmar mba hanehoana firaisankina amin'ireo gadra politikaMbola any am-ponja ny gadra politika maherin’ny 10.000Mpanoratra Mong Palatino Nandika Salohy Randriafanomezantsoa28 Avrily 2022
Fihoaram-pahefana, fisamborana ary fanelingelenana: Ny mahazo ireo mpikatroka ara-tontolo iainana ao VietnamMigadra noho ny resaka tontolo iainana ireo mpitarika vondrom-piarahamoninaMpanoratra The 88 Project Nandika Andriamifidisoa Zo25 Avrily 2022
Taiwan: Firenena sambatra indrindra ao Azia Atsinanana, araka ny navoakan'ny World Happiness Report 2022Nidina ho laharana faha-81 i Hong Kong, aorian'i RosiaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa22 Avrily 2022
Mbola mitoka-monina i Hong Kong na dia nesorina aza ny fandrarana ny fivezivezena an'habakabaka ao amin'ny faritraNamoy ny satan’ilay maha-foibem-pitaterana an’habakabaka iraisampirenena azy i Hong KongMpanoratra Oiwan Lam Nandika Liva Andriamanantena20 Avrily 2022
Podcast: Ny governemantan'i Pakistàna, ny COVID-19 ao Shanghai, ary fanolorana ny Green VoicesMpandray anjara sy toniandahatsoratra mitantara amintsika ny zavamisy any aminyMpanoratra Ameya Nagarajan Nandika Imanoela Fifaliana18 Avrily 2022
Mitaky ny zo fizakantany ny hetsi-panoherana manerana an'i KambodzaNitaky vahaolana amin’ny adi-tany naharitra ela ny mpitarika vondrom-piarahamoninaMpanoratra VOD Nandika Liva Andriamanantena14 Avrily 2022
Mampanahy ny Malayziana ny fikasana hivarotra fampihatra tsongodia amina orinasa tsy miankinaNironana tao amin'ny Twitter ny farangonteny #StopUsingMySejahtera Mpanoratra Mong Palatino Nandika Raveloaritiana Mamisoa13 Avrily 2022
Vondrona mitaky ny hamotsorana ireo mpikatroky ny Mother Nature mpiaro ny tontolo iainanaTanora mpikatroka voasambotra fa naka sary rano maloto mikoriana eo akaikin'ny Lapam-panjakana. Mpanoratra Mong Palatino Nandika Imanoela Fifaliana13 Avrily 2022