· Avrily, 2021

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Avrily, 2021

Bilaogin'i Tibet 2008

  26 Avrily 2021

(Lahatsoratra tamin'ny volana Martsa 2008) Ny 10 Martsa 2008, Tibetana an-jatony tao Lhassa no nanomboka nanao fihetsiketsehana nandritra ny faha-49 taonan'ny fikomiana Tibetana nanohitra ny fanjanahana Shinoa. Nosamborin'ny polisy ireo mpanao fihetsiketsehana ary nipoaka ny rotaka tao anatin'ny andro vitsivitsy. Naneho hevitra momba ny krizy ireo bilaogera avy amin'ny faritra...