Nahoana no nesorina tao amin'ny rafitra fiantohana ara-pahasalamana any Shina ny fanafody COVID-19 lehibe Paxlovid?Vola io hoy ny sasany, politika hoy ny hafaMpanoratra Oiwan LamNandika Raveloaritiana Mamisoa27 Janoary 2023
Vehivavy Hmong mampiasa TikTok hamakiana bantsilana ny fanararaotana ny fanambadiana ao ThailandyVehivavy mizara tantara momba ny fanandevozana sy famarotana olonaMpanoratra PrachataiNandika Miora25 Janoary 2023
Nampisy korontana tany amin'ny lanonam-panatanjahantena iraisampirenena ny Hiram-pirenen'i Hong KongHiram-panoherana iray no nalefa fa tsy ny hiram-pirenen'i ShinaMpanoratra Hong Kong Free PressNandika Andriamifidisoa Zo21 Janoary 2023
Misokatra indray mialoha ny taombaovao manara-bolana ny sisintany ifanoloran'i Hong Kong sy i ShinaMisokatra anaty fihanaky ny COVID-19 ao Shina indray ny sisintanyMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo20 Janoary 2023
Mety hanafoana ny fahalalahana maneho hevitra an-tserasera ny didim-panjakana vaovaon'i ThailandyManana 24 ora ny mpamatsy aterineto mba hankatoavana ny baiko fanesoranaMpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena19 Janoary 2023
Antso hisian'ny hetsika amin'ny Andro Iraisampirenena ho an'ny mpifindra monina: Atsaharo ny asa an-terivozona, avereno indray ny masoivohon'ny mpiasaZava-dehibe ny fankatoavana ny fenitra iraisam-pirenena momba ny fifindramoninaMpanoratra Ambika Tandon, Francisca Ankrah, Tsigereda Birhanu, Sandigan KuwaitNandika Catalina Victoria Andler Rojas, Guillaume Cottin, Candy12 Janoary 2023
Hiatrika ny firongatry ny Covid-19 ao anatin'ity ririnina ity, latsaka anaty korontana i ShinaMety mbola ho ratsy lavitra ny toedraharaha aorian'ny Taombaovao ShinoaMpanoratra Oiwan LamNandika avylavitra10 Janoary 2023
Mampisaraka an'i Pasifika ilay Hetsika “Fehikibo sy Làlana”Hetsik'ireo feo ao Pasifika noho fiakaran'ny dindon'i Shina ao amin'ny faritra.Mpanoratra Mong PalatinoNandika Imanoela Fifaliana09 Janoary 2023
Kianin'ny Filipino mpikatroka ny ‘sivana voapetraka mialoha’ ataon'ny FacebookNisy ireo nahomby nahaverina amin'ny laoniny ny rantiny rehefa nitarainaMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo09 Janoary 2023
Mizara ny zava-niainany tany am-ponja tany Myanmar ireo vahiny navotsotraGadra politika eo amin'ny 13000 eo no mbola any am-ponjaMpanoratra Mong PalatinoNandika Raveloaritiana Mamisoa07 Janoary 2023