Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Jona, 2010
Malaizia: Rava ny fonja manan-tantara
Despite the protest of concerned citizens, artists, and historians, the Malaysian government has decided to demolish the 115 year old Pudu Jail, a historical landmark in Kuala Lumpur. Bloggers react
Singapore: Manamafy ny fepetra miady amin'ny fanariana fako eny an-dalambe ny governemanta
Na dia misy aza ireo lalàna henjana mandràra ny fanariana fako eny an-dàlana any Singapore, mbola miakatra ihany ny isan'ireo mpandoto nandritra ireo taona vitsivitsy farany teo, ka nanery ny governemanta any Singapore hanamafy ny fanentanana amin'ny tsy fanariana fako eny an-dalambe. Hisy fanentanana ho fanomezana henatra mahery vaika kokoa hatao ary hisy ireo “Masoivohon'ny fahadiovana” hofanina. Maneho hevitra ny mpitoraka blaogy
Korea Atsimo: Ady seza-na metro eo amin'ireo taranaka tsy mitovy fotoana
Any Korea Atsimo, saiky isanandro vaky ny ady seza mitranga any amin’ny metro eo amin’ireo tsy mitovy vanimpotoana niainana. Ny filàm-baniny mihatra amam-batana na atao amin’ny vava mikasika io resaka seza malaza io no taterina anat aterineto ary be hafatra vaovao mitaraina noho ny fihetsika mihantsy asehon’ireo zokiolona any anaty metro hita mipariaka any anaty tranonkala.
Tontolo: Miaro ny Zon'Olombelona amin'ny alàlan'ny videon'olon-tsotra
Ny famokarana video ho fiarovana ny zon'olombelona dia mety hifototra sy tahotra hanohina ny zony any amparany ho an'ireo olona miseho na mandray anjara amin'ilay video. WITNESS' The Hub dia mizara amintsika ny fomba ahazoantsika mamokatra video fiarovana ny zon'olombelona ampitàna hafatra no sady manakely ny mety ho fiantraikany amin'ireo rehetra tafiditra amin'izany.
Korea Atsimo sy Avaratra: Tankina noho ny Mondial ny fifampihenjanana
Somary nihanalefaka kely ny fifankahalàna nisy teo amin'ireo Korea roa tonta izay tsy nitsaha-nisondrotra nanomboka tamin'ny faharendrehan'ny sambo mpiady iray an'ny Korea Atsimo noho ny tifitra nolazaina fa avy amin'i...
China: Fanentanana ny mba hampiasàna ny tena anarana eo anivon'ny aterineto

Ho an'ny maro amin'ny mafana fo amin'ny fampielezam-baovao, ny fametrahana ny tena anarana eo anivon'ny aterineto dia fanitsakitsahana ny fiainana manokana, kanefa, ao China, misy sasantsasany amin'ireo olon-tsotra mafana fo...
Japon: Nametra-pialana ny praiministra, ho ela velona anie ny mpandimby azy!
Resaka kolikoly, kobaka am-bava, firodanan'ny firaisan'ny governemanta…ireo no antony lehibe nampitotongana ny fitiavan'ny olona ny governemantan'i Yukio Hatayoma ho 17% tamin'ny faran'ny volana may, ary nitarika ny fametraha-pialan'ny praiminisitra zapone....
Sina: Mpi-tweet maromaro nanjavona talohan'ny 4 Jona

Sinoa mpi-tweet maromaro no voasambotra sy voatana amponja hatramin'ny fiandohan'ny Jona tany – volana iray saro-pady noho ny fitsingerenan'ny datin'ny 4 Jona. Araka ny voalazan'i @tengbiao, mafana fo iray mpiaro...