· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Oktobra, 2007

Ny rap’ny mpampianatra Feng Shui

Kevin, mpitoraka bilaogy, dia namoaka anterineto horonan-tsarin-kira rap roa momba ny Feng Shui sy mpampianatra feng shui roa, Mak Ling Ling sy So Man Fung (sinoa). Ny Feng Shui dia taranjan’ny...

19 Oktobra 2007

Japàna : Fiteny sy vakoka

Mety tena afaka mianatra tenim-bahiny sady mijanona tsy mahalala n'inoninona akory momba ny vakoka manodidina izany fiteny izany ve ? Mahaliana ny adihevitra nateraky ny lohahevitry ny mpiblaogy Ampontan [Anglisy]....

19 Oktobra 2007

Shina : Youtube voasakana

Toa voasakana tsy ho hitan'ireo mpampiasa aterineto avy any Shina tokoa i Youtube raha ny filazan'ireo vavolombelona maro sady samihafa fihaviana. Ny mpiblaogy Ken Wong [Shinoa Zh] dia manamarika fa...

19 Oktobra 2007