· Mey, 2017

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Mey, 2017

Shina: Tandindonin-doza Ny Lemaka

  31 Mey 2017

Mifantoka amin'ny olan'ny tontolo iainana sy ny toetrandro ao Shina ny tranonkala ifandrimbonana vaovao iray antsoina hoe 'China Green' (Shina Maitso). Miresaka ny Lemaka Tibetana ny tetikasa voalohany , izay mampiseho hoe nahoana no mametraka loza mitatao.....

Singapaoro: Dokotera amin'ny biolojia, bilaogera, sady mpamily fiarakaretsaka

  27 Mey 2017

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009) Mpamily fiarakaretsaka any Singapaoro izy [amin'ny teny anglisy toy ireo rohy rehetra voatanisa], bilaogera, ary manana maripahaizana avy ao amin'ny Oniversiten'i Stanford. Faritan'ireo mpampiasa aterineto ao Singapaoro ho ilay « mpamily fiarakaretsaka manampahaizana indrindra eran-tany izy ». Mingjie Cai no anarany. Niasa nandritra ny 16 taona i...