Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Marsa, 2010
Singapore: Ady amin'ny fanamelohana ho faty
Maneho hevitra amin'ny fanamelohana ho faty nataon'ny Fitsaràna Avon'ny Singapore tamina tanora Malaiziana iray noho ny fanondranana zava-mahadomelina ireo mpitoraka blaogy any Singapore
Sina: Resaky ny samy mpanivana aterineto

Dikasary iray mitovy amin'ny fàfan'ny solosaina maneho ny resaky ny vondrona QQ mpanivana aterineto no nivezivezy tanaty Twitter. Izy ity dia manampy ny olona aty ivelany hahatsapa ny fomba fiasa...
Sina: Endrika marobe isehoan'ny fanivànana aterineto

Ny 12 Martsa no Andro manerantany Hiadiana amin'ny Sivana amin'ny Aterineto ka namoaka ny lisitra farany avy aminy “Ireo fahavalon'ny Aterineto” ny Reporter without Border [Reporters sans frontières] izay manondro...
Shina: nifindra ho an'ny Hong-Kong ny google.cn
Nanapa-kevitra ny handao an'i Shina ihany ny Google. Vantany vao nahavita ny fanambarana ny Google dia nitsahatra tamin'ny fnaovana sivana ny tadiavina amin'ny milin-karoka ao amin'ny google.cn amin'ny familiana hankany...
Shina sy Google: Raha hifandao isika izao
Ho tohin'ny fanakatonan‘ny Google ao amin'ny tanibe androany maraina ao amin'ny mili-karoka Google.cn, izay mamindra ny rohy ho an'ny amin'ny setriny miorina any Hong Kong, dia nirotsaka nankany foiben'ny Google ao...
Shina: Tantara foronina voalohany @ Twitter
Nilaza tao amin'ny bolongany i Lian Yue, mpampianatra teo aloha sady mpitsara ihany koa teo aloha fa efa mpamaham-bolongana malaza sy mpanadihady politika any Shina, fa hanomboka hanoratra tantara foronina...
Japana: Tsy misy fitaovam-piadiana nokleary?
Navoakan'i Martin J Frid tao amin'ny bolongany vao haingana ny fifanarahana miafina teo amin'i Japana sy Etazonia tamin'ny 1969 izay mandika ny foto-pifanarahana telo tsy ampiasana fitaovana nokleary nosoniavin'ny praiminisitra...
Malezia: Vehivavy 3 nokapohina fa nanao firaisana tsy ara-dalàna
Vehivavy tsy manambady telo, 17-25 taona, no nomasahina tamin'ny volana lasa noho ny didy navoakan'ny fitsarana Shariah tao Kuala Lumpur, Malezia rehefa voaheloka ho “nanao firaisana ivelan'ny mariazy.” Ireo no...
Philippines: “Fifanaraham-panambadiana azo havaozina”
Vondrona politika iray ao Philippines no maniry hampiditra volavolan-dalàna mametraka ny fetram-pifanaraham-panambadiana iray ho manankery mandritry ny folo taona. Araka ny nanampoizana azy dia niteraka fanehoan-kevitra mivaivay eo anivon'ny fitorahana blaogy ity tolo-dalàna tokana an-tany ity.