Hidilyn Diaz, vehivavy filipiàna mpibata fonjamby tafiditra ao anatin'ny tantara raha nahazo ny medaly volamena Olaimpika ho an'i FilipinaNolotoina izy tamin'ny 2019 rehefa nitady fanampiana hanomanana ny Lalao OlaimpikaMpanoratra Karlo Mongaya Nandika Miora29 Jolay 2021
Niteraka tsikera an-tserasera ny fikasan'ny tanàndehibe Shinoa handrara ireo olona tsy vita vaksiny hiditra ny toerana ho an'ny daholobeMihevitra ny olom-pirenena Shinoa fa voafehin'i Shina ny COVID-19.Mpanoratra Oiwan Lam Nandika Salohy Randriafanomezantsoa22 Jolay 2021
Hetsipanoherana sy ozona ary sarintsarim-pandevenana no nentina nankalaza ny tsingerintaona nahaterahan'ilay namolavola ny fanonganam-panjakana tao Myanmar"Enga anie mba ho ny andro nahaterahanao no ho androm-pahafatesanao!"Mpanoratra The Irrawaddy Nandika Sylvia Aimée21 Jolay 2021
Merkel, Macron sa Biden? Tsia, i Shina no itokian'i Amerika Latina amin'ny resaka vaksinyNahomby ny lalaon'ny diplaomasian'ny vaksiny nataon'i Shina tao Amerika LatinaMpanoratra Connectas Nandika (en) i Emma Dewick, Miora19 Jolay 2021
Miatrika fanadihadiana noho ny sarimihetsika fohy mampiseho ny herisetra nataon'ny polisy ireo mpanakanto sy mpikatroka Maleziana"Anaovy famotorana ny herisetra fa tsy ny mpitondra hafatra"Mpanoratra Mong Palatino Nandika Liva Andriamanantena19 Jolay 2021
Haratsian'ireo mpanao lalàna pro-Beijing ao Hong Kong ho “mahamenatra” ny hetsika Gay GamesAhitana mpandray anjara 12.000 avy amin'ny firenena manerantany ny lalaoMpanoratra The Stand News Nandika Andriamifidisoa Zo11 Jolay 2021
Mitolona amin'ny fanenjehana noho ny fanaovana tatitra momba ny fanonganam-panjakana ny mpanao gazety ao Myanmar"Miady mafy ny ankamaroanay ary mijaly ny fianakavianay"Mpanoratra Mong Palatino Nandika Liva Andriamanantena07 Jolay 2021
Japàna miady amin'ny “Fankahalàna Vaksiny”Ho olana hoan'i Japàna ny fanilihana ireo tsy te-hatao vaksinyMpanoratra Nevin Thompson Nandika (fr) i Inès Imura, avylavitra04 Jolay 2021
Manambara ny fotoana hanalefahana sy hanariana ny rano radioaktifa avy amin'ny orinasa Fukushima i JapanaFantaro ny Tritioma, singa radioaktiva sarimiainaMpanoratra Nevin Thompson Nandika Raveloaritiana Mamisoa02 Jolay 2021
CDM, NUG, EAO ary ireo fanafohezana anarana hafa an'ireo mpanohitra ny fanonganam-panjakana ao MyanmarTeny malaza amin'ny fifandànana ny sasany amin'izy iretoMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo01 Jolay 2021