Fihetsiketsehana mankalaza ny faha-50 taonan'ny fanambaràna ny Lalàna miaramila ao FilipinaNokotabaisin'ny mpanao fihetsiketsehana i Marcos tao New York tamin'ny 21 SeptambraMpanoratra Mong PalatinoNandika Raveloaritiana Mamisoa30 Septambra 2022
Peroviana mpikatroka malaza niova fananahana sady mpianatra nahazo diplaoma tao Harvard no maty raha mbola notanana tany amin'ny tobin'ny polisy IndonezianaNilaza ny fianakaviana fa nampijaliana ilay mpikatrokaMpanoratra Juke CarolinaNandika Liva Andriamanantena27 Septambra 2022
Nampiana marika nomerika miafina ny sehatra media sosialy Shinoa hanaraha-maso fizarana pikantsaryDouban no tranonkalan'ny media sosialy voalohany mampiasa fitsongodia nomerikaMpanoratra Oiwan LamNandika Liva Andriamanantena17 Septambra 2022
Natao diabe tao afovoan-tanàndehiben'i Bangkok ny sarin'ireo mpikatroka nanjavonaNisy fihetsiketsehana natao nandritra ny andro iraisampirenen’ireo olona nanjavona Mpanoratra PrachataiNandika Salohy Randriafanomezantsoa16 Septambra 2022
Norahonan'ny nosy Solomon tsy hiditra ny firenena ireo mpanao gazety vahiny ”tsy manaja”Nilaza ny praiminisitra fa mamofona fanavakavaham-bolonkoditra ny tatitry ny ABC Mpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena15 Septambra 2022
Fanafoanana ny fanjanahana angondrakitra mba hiadiana amin'ny didiko fe-lehibe nomerikaLàlana mankany amin'ny tsindrihazolena sy famoretana ny fanarahamaso angondrakitra ataon'ny fanjakanaMpanoratra Reyhan TopalNandika Imanoela Fifaliana14 Septambra 2022
Miafara amin'ny fanakatonana ny tanàna manontolo ny traikefan'i Shanghaï mikasika ny modely tetezamita fanarahamaso ny COVID-19Hametraka fepetra hentitra fanarahamaso ny valanaretina amin'ny ho avy azo vinaniana i Shina.Mpanoratra Oiwan LamNandika Imanoela Fifaliana12 Septambra 2022
Nigorodana tao amin'ny media sosialin'i Taiwan ny faikam-baovao taorian'ny fitsidihan'i Pelosi Mpitondratenin'ny Antenimieran'i EtazoniaAnkilan'ny fandrahonana ara-miaramila, miaina adim-baovao mandona herintsaina ny vahoaka TaiwaneyMpanoratra Global Voices East AsiaNandika Naomy12 Septambra 2022
Niloa-bava ny fianakaviana taorian'ny fanamelohan'i Myanmar ho faty mpikatroka manohitra ny fanonganam-panjakana miisa efatraMbola tsy nahazo ny fatin’ireo mpikatroka ny fianakaviany Mpanoratra Mong PalatinoNandika Salohy Randriafanomezantsoa08 Septambra 2022
Miatrika fahasahiranana ny fanadihadiana momba ny ‘ady amin'ny zava-mahadomelina’ rehefa mandà ny hiditra ao amin'ny ICC indray i FilipinaAnaovan'ny Fitsarana Iraisampirenena famotorana ny filoha teo aloha Rodrigo DuterteMpanoratra Mong PalatinoNandika Raveloaritiana Mamisoa03 Septambra 2022