Hetsika lehibe fandikan-teny Shinoa: Mampihanjahanja propagandy Shinoa sa manaparitaka fankahalana?Hetsika maohitra ny fampielezan-kevitra Sinoa antseraseraMpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa29 Marsa 2022
Blaogera iray any Odessa mitondra feo hafa amin'ny fitantarana Shinoa momba an'i OkrainaMihaika ny fampielezan-kevitr'i Beijing sy Moskoa momba an'i Okraina i Wang JixianMpanoratra Filip Noubel Nandika Raveloaritiana Mamisoa28 Marsa 2022
Rahonana ho atolotra an'i Thailandy, nangataka hialokaloka ao Kanadà ilay Laosiàna mpikatrokaHe was arrested in January for violating his Thailand visaMpanoratra Mong Palatino Nandika avylavitra27 Marsa 2022
Hong Kong : Miatrika « krizy vao mimpongatra » ireo vahiny mpiasa an-trano satria feran'ny COVID-19 ny fahafahan-dry zareo hahazo trano fonenana sy ny fahalalahany hivezivezyVoafetra ny fahafahan'ireo mpiasa an-trano mahazo fitsaboana sy fonenana mendrikaMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika (fr) i Corinne Molton, avylavitra27 Marsa 2022
Japàna miatrika ny olan'ny “Mega Solar”Miteraka aretinan-doha goavana be ny masoandro goavana be ao JapànaMpanoratra Justin Aukema Nandika avylavitra26 Marsa 2022
Tatitra avy eny an-kianja ataon'ireo Indôneziàna avy ao Okraina tratry ny fananiham-bohitra rosiànaFijoroana vavolombelon'ny Indôneziàna iray momba an'i Okraina rotiky ny adyMpanoratra Juke Carolina Nandika Sylvia Aimée25 Marsa 2022
Ahoana ny fomba fahitan'ireo ‘Myanmar roa’ ny fanafihan'i Rosia an'i OkrainaTarafin'ny fifangarihana ara-tafika sy ara-politika eo amin'ny firenena ny fizarazaranaMpanoratra Mong Palatino Nandika Liva Andriamanantena25 Marsa 2022
Bangkok sa Krung Thep Maha Nakhon: Iza no tena anaran'ny renivohitr'i Thailandy?Mety daholo ireo anarana roa ireo hoy ny manampahefanaMpanoratra Mong Palatino Nandika Sylvia Aimée23 Marsa 2022
Rakipeo: Ahoana no fomba fijerin'ny ilabolantany atsimo ny fanafihan'i Rosia an'i OkrainaMifampiresaka amin'ny setriny avalin'ny faritra samihafa amin'ny ady ny efi-panoratanayMpanoratra Ameya Nagarajan Nandika Salohy Randriafanomezantsoa21 Marsa 2022
Nahazo tsiny avy amin'ny olom-pirenena Shinoa i Hong Kong noho ny valan'aretina Omicron ao ShinaNiparitaka tao amin'ny Weibo ireo andiana sary tora-pasika Hong KongMpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa19 Marsa 2022