Japoney mpanao gazety, notazonin'i Myanmar fa nandrakitra hetsipanoheranaToru Kubota no vahiny mpanao gazety nosamborin'ny "junta" (fitondrana miaramila)Mpanoratra Mong Palatino, Nevin Thompson Nandika Sylvia Aimée30 Aogositra 2022
Fangatahan'ny Uyghur iray mpanao gazety : atsaharo ny fijaliana efa am-polo taona maro niainan'ny fianakaviakoTaratasy misokatra ho an'i Michelle Bachelet, Kaomisera Ambony misahana ny Zon'olombelona ao amin'ny Firenena MikambanaMpanoratra Shohret Hoshur Nandika (fr) i Luna Descotils, Candy30 Aogositra 2022
Mitohy ny fitiliana COVID na eo aza ny fiakaran'ny hafanàna, ny haintany, ny fahatapahan-jiro sy ala mayMponina an-tapitrisa tao Chongqing nilahatra hotiliana COVID-19 tao anaty hafananaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Sylvia Aimée29 Aogositra 2022
Rosia, Shina, Afghanistan ary ireo firenena hafa ao Azia Afovoany : ny fifindra-monina sy ny asa an-terivozona-fanandevozana ara-nofoNy fanondranana olona taorian'ny valan'aretina any Azia AfovoanyMpanoratra Zhar Zardykhan Nandika Raveloaritiana Mamisoa26 Aogositra 2022
Mpitsikera an'i Marcos-Duterte nosamborina noho ny fanalam-baraka anjotra ao FilipinaTakian'ny mpikatroka tsy ho heloka bevava ny fanalam-barakaMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo25 Aogositra 2022
Manao fihetsiketsehana manohitra ny fanamelohana ho faty ao Myanmar ireo mpikatroka Nepaley'Manitsakitsaka feno ny soatoavina sy ny fitsipika demaokratika ny fanamelohana ho faty'Mpanoratra Nepali Times Nandika Liva Andriamanantena23 Aogositra 2022
Mitetika hanao ho mahazatra ny fanazarantena ara-miaramila manodidina an'i Taiwan ve i Shina?Manohy ny sarinadiny ao andilan-dranomasin'i Taiwan i ShinaMpanoratra New Bloom Nandika Andriamifidisoa Zo17 Aogositra 2022
Miomana hampihatra rafitra kaody ara-pahasalamana sy fampiharana fikarohana ireo nifandraisana, mitovy amin'ny ao Shina, i Hong KongHitaky fitiliana PCR mismisy kokoa sy famerena fivezivezena ny tanàna.Mpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Imanoela Fifaliana11 Aogositra 2022
Miitatra hatrany am-pianarana ka hatramin'ny vakansin'ny ankizy ny teknolojiam-pitsikilovanaManinona raha manangana raboto fotsiny fa tsy olombelona? Mpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa10 Aogositra 2022
Ahoana ny setriny ataon'ny Taiwaney amin'ny fandrahonana ara-miaramila ataon'i Shina taorian'ny fitsidihan'ny filohan'ny antenimieran'i Etazonia?Manamafy i Pelosi fa arovan'i Washington ny maha-mahaleotena an'i TaiwanMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo08 Aogositra 2022