Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Janoary, 2008
Ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina
Blog politique au Senegal no manolotra ny fomba fahitany ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina : Il existe une différence fondamentale : la manière de concevoir les choses et de...
Shina: Ny fahatezeran'ny malemy
Teny andalana hamonjy fiasana no nahitan'i Zengying mpiambina (‘voromahery'?) nandositra avy tamin'ny toeram-piambenana ny tanàna. Ampitandremany noho ny izany ny tsy hanaovana tsinontsinona ny fahatezeran'ny malemy ka manindry azy ireny hiverina hiady...
Korea : Ho firenena mpiteny anglisy ?
Hiteny anglisy avokoa ny Koreana rehetra afaka fotoana fohy. Hiakatra ve sa hidina ny faneriterena raha miteny anglisy ianao na tsia? Nilazain’ny governemanta vaovao, ekipa tetezamitan’i Lee Myung Bak fa...
Singapore : Tsy Shina velively
Tankona tsy nahateny i Arzhou namaky fa araky ny birao iray misahana ny hetra any Amerika [USA] dia isan'ny faritanin'i Shina i Singapore : Amazing how this common misconception is...
Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza
Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy...
Thailandy : Fiaradalamby mandeha amin'ny entona any Bangkok
Richard Barrow no manala sarona hoan'ireo mpankafy toerana ahitana Fiaradalamby mandeha amin'ny entona any Bangkok : If you are a steam enthusiast then you will love this place. In the...
Kambôdza : Fiainana andavan'andro an-tsary HDR any Phnom Penh
Mythical Dude mpiblaogy mipetraka any Phnom Penh no manapariaka tahala-tsary HDR/GGD mampiseho ny fiainana andavan'andro izay nangoniny, ao amin'ny pejiny ao amin'ny vohikala Flickr. [FANAMPIM-PANAZAVANA : ny HDR na GGD (High...
Kambôdza: Fanevam-pirenena napetaka amin'ny kapa
Tezitra amin'ny Vietanmiana mivarotra kapa misy ny sarin'ny tempolin'ny Angkor mipetaka eo amboniny ny Kambôdziana. Ahitana ny sarin'ny tempolin'i Angkor avokoa manko na ny vola na ny sainam-pirenena Kambôdziana.
Korea atsimo : fanafoanan’ny filoha vaovao ny minisitera misahana ny fianakaviana sy…
Jamie mpizaika ao amin’ny Two Koreas blogs (bolongan’ny Koreana Roa) no mitafa mikasika ny fanangonantsonia ataon’ny fikambanam-behivavy hanoherana ny fikasan’ny filoha vao voafidy teo Lee Myung Bak hanafoana ny Minisitera...
Amerika sy Shina : Martin Luther King sy Shina
Jeremiah Jenne dia mampahatsiahy ao amin'ny Granite Studio ireo teny nambaran'i Martin Luther King mikasika ny ady tany Vietnama sy Shina, izay heveriny fa fijery mbola mitombona mandrak'androany : They...