Ny ratsy ateraky ny sivana mahazatraZava-mahazatra ny ankamaroan'ireny sary ireny. Inona àry no olana eto ?Mpanoratra Lokman TsuiNandika Imanoela Fifaliana25 Aogositra 2021
Inona no diso amin'ny fampitahana ara-politika an'i Taiwan amin'i Afghanistan?Manely fanekena ho resy tsy miady avy hatrany ny fampitahanaMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo25 Aogositra 2021
‘Mitaky fahafahana 100 isanjato aho’ — Nandao an'i Hong Kong honina any Taiwan ny artista ara-politika iray noho ny famoretanaNanapa-kevitra ny handao i Kacey Wong taorian'ny fisamborana ireo mpikatroka 47Mpanoratra Hong Kong Free PressNandika Raveloaritiana Mamisoa24 Aogositra 2021
Ahoana ny naneren'ny propagandy shinoa ny sendikan'ny mpampianatra lehibe indrindra ao Hong Kong holevonina?Azon'i Beijing ampanjavonina amin'ny alalan'ny famoahan-kevitra ny fikambanana rehetraMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo19 Aogositra 2021
Mangataka ny famotsorana an'i Cheng Lei izay voatazona herintaona an-tranomaizina tany Shina ireo mpanao gazetyMpanao gazety amin'ny fahitalavitra any Shina izy talohan'ny nisamborana azy Mpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena18 Aogositra 2021
Faritan'ny governemantan'i Hong Kong ho “fampihorohoroana ataon'amboahaolo mandeha irery” ny fanafihana polisyLazain'ny polisy fa fanohanana fampihorohoroana ihany ilay fanehoan'endrika fisaonanaMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo14 Aogositra 2021
Hetsika #Lawan mitaky ny fialan'ny praiminisitra Malayziana amin'ny fiatrehana ilay valan'aretinaAn-jatony ireo nivory hanao hetsika na dia norahonana hosamborina azaMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo11 Aogositra 2021
Mbola miasa na dia tafihana, samborina sy endahina aza ny gazety pro-demaokraty Apple Daily'Tsy misy ny safidy afa-tsy ny mitozo'Mpanoratra Hong Kong Free PressNandika Naomy10 Aogositra 2021
Tsipahin'ny mpianatra thailandey sasany ny manao fanamiana sy mijoro hanao hiram-pirenena mandritra ny fianarana an-tserasera (anjotra)'Nampisy fifandirana manko nandritra ny fotoana vitsivitsy ny hiram-pirenen'i Thailandy' Mpanoratra PrachataiNandika Andriamifidisoa Zo09 Aogositra 2021
Bielarosiàna mpihazakazaka haingam-pandeha, noroahan'ireo manampahefana Belarosiàna handao ny Lalao Olaimpika, milaza fa hangataka fialokalofanaEfa nanakiana tamin'ny Instagram ireo mpanazatra azy ilay mpihazakazaka haingam-pandehaMpanoratra Tanya LokotNandika Abdoulaye Bah, avylavitra08 Aogositra 2021