Vitan'ny Filohan'i Indônezia, Jokowi, ve ny hijanona tsy hiandany raha hirotsaka ho filoha lefitra ny zanany lahy?Lazain'ny filoha fa mahazo manohana kandidà izyMpanoratra Mong PalatinoNandika avylavitra28 Janoary 2024
Nentanina hamaha ny olan'ny zon'olombelona ireo Indoneziana kandidà ho filoham-pirenenaHarahi-maso ny lova navelan'ny filoha JokowiMpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena22 Janoary 2024
Lehilahy nogadraina telo volana noho ny akanjony misy teny faneva fanoheranaFitafiana misy filamatra hoe “Afaho i Hong Kong, revolisionan'ny androntsika”Mpanoratra Hong Kong Free PressNandika Andriamifidisoa Zo21 Janoary 2024
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #09Manana gallicismes mihoatra ny 3.000 ry zareo TsekyMpanoratra Filip Noubel, Liam Anderson, Jean SovonNandika avylavitra20 Janoary 2024
‘Taiwanais aho izao’: Mankamamy ny zony mahazo mifidy ireo nifindra avy any Hong Kong nankao amin'ilay Nosy demaokratika2019 hatramin'ny 2023, 7.000 eo ireo avy any Hong-Kong nahazo sertifikà honenana maharitraMpanoratra Hong Kong Free PressNandika Candy16 Janoary 2024
Mikiry hatrany ireo mpanao adisisika ho an'ny zon'ireo mpiasa mpila ravinahitra na eo aza ny fandrahonana ataon'ireo manampahefana ao Thailandy sy KambôdzaAntsafa iray niarahana tamin'i Prak Pheaktra, mpiaro ny zon'ny mpiasaMpanoratra PrachataiNandika Imanoela Fifaliana09 Janoary 2024
Herintaona teo amin'ny fahefana, miahotrahotra amin'ny zotram-panavaozana ny governemantan'i Madani ao MalayziaMbola mampiasa lalàna famoretana toy ny lalànan'ny fikomiana ny manam-pahefana Mpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo04 Janoary 2024