Asehon'ny fiafaran'ny Ramadan ao Taipei ny anjara toeran'ny Islamo ao amin'ny diplaomasian'i TaiwanAfa-miroso hifandray amin'ireo firenena be miozolomana i Taiwan amin'ny alalan'ny IslamoMpanoratra Filip NoubelNandika Andriamifidisoa Zo28 Avrily 2023
Sarimihetsika enina momba ireo vondrom-piarahamonina ao Azia-Pasifika miatrika ny olan'ny toetrandroJereo ireo sarimihetsika avy ao Filipina, India, Indonezia ary KambodzaMpanoratra EngageMediaNandika Sylvia Aimée25 Avrily 2023
‘Tantaram-pitiavana ao amin'ny firenena feno fankahalana’: mpikatroka nogadraina tany Rosia noho ny ‘propagandy’ LGBTQOlom-pirenena Shinoa miatrika fandroahana ny iray amin'ireo bilaogera Mpanoratra Daria DergachevaNandika Raveloaritiana Mamisoa22 Avrily 2023
Nosamborina fa noahiahiana ho mpiray tsikombakomba amin'ny vahiny ilay menavazana mpiaro ny zon'ny mpiasa ao Hong KongNiara-nanorina ny ex-HCTTU niaraka tamin'ny vadiny Lee-Cheuk-Yan i Elizabeth Tang Mpanoratra Oiwan LamNandika Liva Andriamanantena18 Avrily 2023
Ho vahaolana amin'ny tsy fananan'ny tanora asa, navoakan'i Shina ny “Hetsika fidinana Ambanivohitra 2.0″"Hitranga ny loza raha mivondrona ireo tanora tsy an'asa an-tanàndehibe."Mpanoratra Oiwan LamNandika Sylvia Aimée12 Avrily 2023
Ampangain'ny filohan'i Micronesia ho mpanolikoly sy “manao ady ara-politika” i ShinaNotsipahan'i Shina izany filazana izany ary lazainy ho fanendrikendrehanaMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo05 Avrily 2023
Ahoana ny ho fihetsik'i Hong Kong manoloana ny Gay Games: fanohanana sa fanafoanana?Mampanontany tena ny olona ny ho fahafahan'ny mpampiantrano hiaro ireo mpanatrikaMpanoratra Oiwan LamNandika Ornella05 Avrily 2023
Nohadihadian'ny polisy Maleziana momba ny afisy manohana ny LGBTQ+ ireo mpikarakara ny diaben'ny vehivavy Nataon'ny polisy ho olana ny sora-baventy mampiroborobo ny zon'ny LGBTQ+Mpanoratra Mong PalatinoNandika Salohy Randriafanomezantsoa03 Avrily 2023
Mitokona manohitra ny fampitsaharana kasain’ny governemanta atao ireo Filipiana mpamily jeepneyNihaona tamin’ireo mpitokona ny manampahefana ary nivoady hifampidinika amin’ireo mpandray anjaraMpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena02 Avrily 2023