Filma raràn'i Hong Kong noho ny filaminam-pirenena ary voasazy izay mandefa izany tsy nahazoana alalanaMety hampigadra 3 taona ny fandefasana horonantsary tsy nahazoana alalanaMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson29 Oktobra 2021
Raharaha Uyghur : Mitsipalotra ao Afghanistan ny tena atahoran'i Shina indrindraMety hipatitaka ny fifankatiavan'i Shina sy ny TalibanMpanoratra Kok Bayraq Nandika Andriamifidisoa Zo29 Oktobra 2021
Mpianatra Malayziana mifampizara lesona mampiasa fitaovana ankihy hampiroboroboana fiteny indizenyHita an-danonana ny fifaninanana afisy, fianarana fitantarana, fampianarana ary fampisehoana an-kiraMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo27 Oktobra 2021
Fivarotana idiram-piara McDonald's iray ao Japan nahazo fitsidihana avy amin'ny soavaly nohasininaHeverina ho irak'andriamanitra ny soavaly nohasininaMpanoratra Nevin Thompson Nandika Andriamifidisoa Zo26 Oktobra 2021
Tsikaritr'i Etiopia fa ambany kalitao ny tetikasa sy ny vokatra ShinoaTsy maningana ao Etiopia ny ahiahy amin'ny kalitaon'ny fotodrafitrasa sy ny vokatra ShinoaMpanoratra Maria Repnikova Nandika Naomy23 Oktobra 2021
Nipoitra indray ilay Shinoa zatra manoratra rehefa nohazonina manokana noho ny nitaterany ny resaka COVIDNipoitra i Chen Qiushi rehefa tsy hita nandritra ny 600 androMpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa08 Oktobra 2021
Nivadika revolisiona sy fiafenana an-tsisintany ny orinasa makiazin’ ilay mpanakanto mpanao makiazy LGBTQ any MyanmarTsy nety nikarakara ireo mpanjifa manankarena manohana ny fitondrana miaramila i May OoMpanoratra The Irrawaddy Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson06 Oktobra 2021
Fanentanana japoney hafakely amin'ny famoahana karazam-bary vaovao, ao anaty fararano indrindraAfa-mampahaliana mpanjifa sy mampiroborobo varotra ve ny marika vary vaovao?Mpanoratra Nevin Thompson Nandika Naomy01 Oktobra 2021