Sotasota nataon'ireo teratany shinoa tamin'ireo vahiny mpanao gazety nanangona vaovao momba ny tondradrano tao Zhengzhou'Tokony fijery miabo no anananao momba an'i Shina'Mpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Imanoela Fifaliana27 Septambra 2021
Tsy matahotra mpanohitra saozanina ny governemanta farary ao JapanNahitana ny Fitsapan-kevitra fa manohana governemanta ny 33 isanjato ; 6,4 ny fanoherana Mpanoratra Atsushi Nandika Andriamifidisoa Zo25 Septambra 2021
Hofoanana ny firaisankina pro-demaokrasia ao Hong Kong lehibe indrindra, manahy fandrahonana amin'ny filaminanaVondrom-piarahamonina maro no nikatona noho ny NSL an'i Hong KongMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Raveloaritiana Mamisoa23 Septambra 2021
Nandritra ny fihibohana vokatry ny valanaretina, nitombo be izay tsy izy ny fanararaotana ara-nofo nataon'ireo mpampiasa tamin'ireo mpiasa an-trano tao Hong KongNitera-doza ho an'ireo mpiasa an-trano ny fihibohana nasain'ny governemanta nataonyMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika avylavitra22 Septambra 2021
Nitsahatra tsy niasa ny tranokalam-baovao The Online Citizen ao Singapaoro rehefa naaton'ny fanjakana ny fahazoan-dalanyNisy ny fanadihadiana ara-pitsarana napetraka momba ny didy fampiatoanaMpanoratra Mong Palatino Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson20 Septambra 2021
Vonona i Hong Kong handrava alohan'ny Fetim-pirenen'i Shina ny vavolombelona TiananmenMpitarika ny HK Alliance telo voampanga ho mandrisika fisaraham-bazanaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa18 Septambra 2021
Inona marina no tena sainin'ny vahoaka japoney tamin'ny Olaimpika?Manome hevitra sasantsasany ny Twitter APIMpanoratra Nevin Thompson, Kazuki Ichida Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson17 Septambra 2021
Manohitra ny fanonganam-panjakana sy ny fanjakan-dehilahy: Antsafa nifanaovana tamin'i Nandar, mpikatroka feminista ao MyanmarMampiroborobo ny zon'ny vehivavy ao Myanmar na dia any an-tsesitany aza Mpanoratra Mong Palatino Nandika Salohy Randriafanomezantsoa15 Septambra 2021
Mitaky ny fialàn'ny praiminisitra Thailandey Gen Prayut ny mpanao fihetsiketsehanaOlona 42 no voasambotra, tsy ampy taona ny 19 amin'izy ireo Mpanoratra Prachatai Nandika Raveloaritiana Mamisoa13 Septambra 2021
Iza no manandratra ny fampihorohoroana: Mpianatra ao Hong Kong sa ny governemanta shinoa?Meme iray miampanga an'i Shina ho mihatsaravelatsihy amin'ny resaka fampihorohoroanaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo11 Septambra 2021