Voasakana amin'ny ampahany tao anatin'ny tahotry ny firongatry ny fanivanana aterineto ny tranonkalan'ny ONG Hong Kong WatchMandeha soa aman-tsara kosa ireo tranonkala mpanondro molotraMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson23 Febroary 2022
Fandraràna tsy hivezivezy, Japàna sy izahoHatramin'ny niantombohan'ilay valanaretina, noraràn'i Japàna mihitsy ny fahatongavan'ireo tsy japôney.Mpanoratra Nevin Thompson Nandika Imanoela Fifaliana21 Febroary 2022
Artista Malayziana miatrika fiantsoan'ny polisy sy fiampangana roa amin'ny famoahana afisy manesoManery hanesorana ny lalàna manameloka ny fahalalaham-pitenenana ny mpandala zon'olombelonaMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo21 Febroary 2022
Toherin'ny mpikatroka ao Myanmar ny famarotana ny orinasam-pifandraisandavitra Telenor amin'ny orinasa mifandray akaiky amin'ny miaramilaMety ho azon'ny manampahefana miaramila ny fehezan-drakitry ny mpanjifan'i TelenorMpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo20 Febroary 2022
Ho lasibatry ny Lalànan'ny filaminam-pirenena ao Hong Kong ve ny mpampianatra oniversite Taiwaney?Efa lasibatra ny mpikatroka sy mpampianatra ambony malazaMpanoratra New Bloom Nandika Andriamifidisoa Zo12 Febroary 2022
Manamarika ny tsingerin-taonan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny ‘fitokonana mangina’ ireo hery mpanohana ny demaokrasia ao MyanmarFoana nandritra ny adiny enina ny ankamaroan’ny tanàna lehibeMpanoratra Mong Palatino Nandika Raveloaritiana Mamisoa08 Febroary 2022
Peng Shuai, ilay kintan'ny tennis sy ny Profesora Gulnar Obul: avy any am-pahababoana dia lasa mpilalao sarimihetsikaMôdely iray mipoitra avy amin'ireo kiana natao an'i Shina talohaMpanoratra Kok Bayraq Nandika Sylvia Aimée06 Febroary 2022
Kambodziàna mpiangaly RAP nivoady hanoratra hira fanakianana na efa nigadra taona iray aza noho ny fandrisihana olonaTononkira mety handrisika hanao heloka ny azy hoy ny manampahefanaMpanoratra Mong Palatino Nandika avylavitra02 Febroary 2022