Noely COVID : Tena tsy nisy toa azy tokoa va re?Erantany ny COVID, saingy nitohy ny_herisetra tany amin'ireo firenena mahantraMpanoratra Ian InksterNandika Imanoela Fifaliana30 Desambra 2020
Lasa mpirafy ve i Beijing sy Carrie Lam avy ao Hong Kong?'Fanakianana imasombahoaka tsara rindra, fomba iray analàna an'i Lam hiala'Mpanoratra Oiwan LamNandika avylavitra29 Desambra 2020
Nahatratra ny ‘kanji-n'ny taona’ ny COVID-19密 (mitsu), amin'ny tranga sasany, dia midika hoe "mikatona, feno olona, na mirindrina."Mpanoratra Nevin ThompsonNandika Andriamifidisoa Zo24 Desambra 2020
Olompirenena very hevitra, manangona sonia hitakiana amin'ireo manampahefana ao Timor-Leste hampitsahatra ny famerenana indray ilay lalàna momba ny fanalàm-baràkaIsan'ireo nanao sonia ny mpanao gazety, mpitarika fiarahamonim-pirenena, mpianatra, akademisiànaMpanoratra Mong PalatinoNandika Faniry Nicole22 Desambra 2020
Median'i Filipina miatrika ‘fandrahonana fanasaziana tsy ankitsahatra’ aorian'ny fiampangana fanendrikendrehana an'habakaMiditra dingana vaovao ny ady ataon'ny fitondrana Duterte amin'ny fampitam-baovaoMpanoratra Karlo MongayaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson, Andriamifidisoa Zo17 Desambra 2020
Navoaka ny fonja Iraniana tamin'ny fifanoloana voafonja i Kylie Moore-Gilbert, akademika Aostraliana Nandany 804 andro an-tranomaizina tao Iran ity akademika ityMpanoratra Kevin RennieNandika Liva Andriamanantena16 Desambra 2020
Shina: Tovovavy iray avy ao Yunnan, niboridana ho fitakiana ny rarinyTsy mitombina ny tantarany hoy ireo mpanao gazety vitsivitsyMpanoratra Jennifer ZhangNandika Samantha Deman, avylavitra15 Desambra 2020
Karatra filalaovana mety manazava ny fiainana tao Japana nobodoina taorian'ny adyAsongadin'ny karatra ny endrika mora tazana andavanandrom-piainan'i Japana-aorian'ny-ady: Miaramila AmerikaninaMpanoratra Nevin ThompsonNandika Andriamifidisoa Zo14 Desambra 2020
Fialàna faobe nataon'ny mpanoratra an-gazetin'ny Hong Kong TV rehefa voaroaka ny 40 amin'ny mpiara-miasa amin-dry zareoAntony ara-bola hoy ny famoaham-baovao, politika hoy ny ekipan'ny efi-panoratana.Mpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo11 Desambra 2020
Mampitandrina ny mpilalao “Animal Crossing” ny Nintendo: Atsaharo ny fanaovana politika raha tsy izany ho rarana ianao"Ny zavatra asehon'ny Animal Crossing dia tsy fialamboly fotsiny ihany [...]" Mpanoratra Hong Kong Free PressNandika Salohy Randriafanomezantsoa10 Desambra 2020