· Marsa, 2019

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Marsa, 2019

Shina: Fitsipika natolotra ho an'ny cybercafe

GV Mpisolovava  30 Marsa 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Tamin'ny taona 2010, nanolotra soso-kevitra maromaro mikasika ny lalàna hifehezana ny cybercafe ireo mpikambana ao amin'ny Kongresim-bahoaka Nasionaly (NPC) sy ny Kaoferansa Fakankevitra Politika ho an'ny Vahoaka Shinoa (CPPCC). Mitantana ny cybercafe ny governemanta Araka ny tatitry ny fampitam-baovao tao...

Vietnam: Nosamborina ilay bilaogera Dieu Cay

GV Mpisolovava  27 Marsa 2019

Nosamborina i Nguyen Van Hai, olon-tsotra mpitati-baovao fanta-daza any an-toerana izay mibilaogy amin'ny anarana hoe Dieu Cay raha niezaka nandamina ireo bilaogera tao an-toerana izy mba hanaraka ny fandalovan'ny afo.

Shina: Ny aterineto ho toy ny kianjan'ny ady ideolojika

GV Mpisolovava  26 Marsa 2019

Nanao tatitra momba ny valan-dresaka an-tserasera amin'ny fampiharana ny lalàna nasionaly tamin'ny 4 Janoary 2010 ny Xinhua News Agency Outlook Weekly. Nitatitra ny Minisiteran'ny Filaminam-bahoaka nandritra ny valan-dresaka fa hanamafy ny fanaraha-maso ny Aterineto ny polisy.

Shina: Efa nosakanana indray ny YouTube

GV Mpisolovava  25 Marsa 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) [Vaovao farany etsy ambany] Raha nandalo ny fanakatonana tanteraka  ny Tibet ary niparitaka tao amin'ny YouTube ny lahatsary iray nampiseho ny toe-draharaha feno herisetra dia nanomboka nahatsikaritra ny olona tany Shina fa tsy azo nidirana ny tranonkala fifampizarana lahatsary. Nanao...