Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Febroary, 2017
Nitombo Avo Roa Heny ny isan'ny Tranonkala Voabahana Na Nesorina Anaty Lisitra Fikarohana ao Frantsa Tato Anatin'ny Herintaona

Tranonkala maherin'ny 2700 tamin'ny 2016 no namoahan'ireo manampahefana didy fibahànana, mba hiadiana amin'ny "fanaovana vetaveta amin'ny ankizy sy ny votoaty mihantsy asa fampihorohoroana".
Legos no Entin'ny Dispatch Beirut ‘Manarina Indray’ Ireo Ampahany Simba sy Tsy Noraharahiana Tao an-tanàna
"Tsy ny hamafa ny fahatsiarovantsika ny ady akory no tanjonay fa ny mba tsy hiraviravy tànana ao anaty firenena iray niaritra ny mangidy."
Handefa Zaza Tsy Ampy Taona Hiasa sa Hatory An-dalambe ? Safidy Aneren'ny Libanona ireo Fianakaviana Siriana
Na eo aza ireo loza mananontanona ireo, marobe ireo fianakaviana siriana no tsy manana safidy, afa-tsy ny mandositra ny tany niaviany ary tsy maintsy mandefa ny zanany hiasa any ivelany