Tantara mikasika ny Makedonia
Nandika fifanarahana iraisam-pirenena ve ny filohan'i Makedonia Avaratra?
Miankina amin'ny fanarahana amim-pitandremana ireo fifanarahana iraisam-pirenena sy ireo rafitra fifampiraharahana nankatoavin'ny Filankevitra Eoropeana tamin'ny Jolay 2022, izay tsy hisy fanavaozana, ny hetahetan'i Makedônia Avaratra hiditra ho ao amin'ny vondrona Eorôpeàna.
Trangan-kohadavareny 25 tanaty herinandro iray tao Makedonia Avaratra, saika tsy vita vakisiny ny ankamaroany
“Ilaina ny mahatsiahy ny aina tandindonin-doza, indrindra ireo an'ny kilongantsika. Efa voaporofo ho azo antoka sy mahomby ny vakisinin'ny kohadavareny, ary ny zavatra ataontsika anio no mandrafitra ny fahasalamanatsika rahampitso."
Eorôpa : « Tsy mandingana ny sisintaniny ny tantara grika »
Luboš Motl avy ao amin'ny The Reference Frame manoratra momba ny toedraharaha ara-toekarena ankehitriny ao Gresy sy ny fiantraikany amin'ireo firenena hafa : « Sady vokatry ny nataon'olombelona no tsy...
Sevdah: Fampiarahana lavorary eo amin'ny fanavaozana sy ny fikojakojana
Sevdalinka (fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe sevdah) no fomba fanehoana ny mozika folk an'i Bosnia sy Herzegovina, izay niorim-paka lalina tamin'ny kolontsaina ara-mozika any amin'ireo firenena Balkana Andrefana hafa maromaro.
Lasa malaza any amin'ny firenena Balkana maro ny sarimihetsika Serba mikasika ilay mpihira Romà
Nahazo fahombiazana ara-barotra tany amin'ny firenena Balkana mifanakaiky maromaro i Džej Ramadanovski, mpihira Serba avy amin'ny foko Romà, sarimihetsika momba ny tantaram-piainana sy ny asan'i Džej Ramadanovski.
Fanontàna ho amin'ny fiteny Romani ny tantara an-tsary Dikan mivoaka ao Serbia
Nosisihan'ny "Politikin Zabavnik", gazetiboky serba malaza, takelaka tantara an-tsary "Dikan" ny fanontàna roa farany nataony, sambany amin'ny fiteny serba sy romani
Mahatonga ny valan'aretina koha-davareny ny fisalasalana hanao vakisiny any Makedonia Avaratra
. Mitaky ny hanambarana ny fisian'ny areti-mifindra koha-davareny any Makedonia Avaratra ireo manam-pahaizana momba ny fitsaboana, satria, tamin'ny 8 febroary, nandrakitra tranga 28 vaovao ny Ivon-toerana momba ny Fahasalamam-bahoaka, izay zazakely tsy vita vaksiny ny ankamaroany.
Barbie ao Balkàna : Avy amin'ny vaovao diso mankany amin'ny alahelo an'i Yogoslavia
Nampiasaina ho toy ny fitaomam-panahy ho amin'ny vaovao diso ao Balkàna ny vaovao mikasika ny fandraràna ilay sarimihetsika Barbie ao Vietnam, miaraka amin'ny filazana diso mikasika ny sivana ao Serbia.
Fankalazana ny tontolon'ny mozika iôgôslavy teo aloha, endrika Tranoben'ny Laza
Nahazo ny aingam-panahin'ny Musicians Hall of Fame, ilay Amerikana mpila ravinahitra Will Richard no namorona ny EX-Yugo Rock Center (EYRC) tao Sarajevo, tamin'ny fankalazana ny lovany sy ny fiantraikany nandritra ny taompolo farany tamin'ny taonjato faha-20.
Feno alika nilaozan'ny tompony ny tendrombohitra Makedoniana ka mampidi-doza ireo lynx efa ahiana ho lany taranaka
Any Makedonia Avaratra, alaina eny amin'ny araben'ny tanàna sy angonin'ny mpisambotra alika ao amin'ny fiadidiana ny tanàna ny alika nariana ka alefa any an-tendrombohitra manatevin-daharana ireo amboadia sy mifanome taranaka any.