· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Novambra, 2018

Inona no niseho tamin'ny Skype tany Shina?

  12 Novambra 2018

Voalaza fa nosakanan'ny China Telecom ilay mpanome tolotra Aterineto (FAI) lehibe indrindra any Shina noho ny antony ara-toekarena, farafahakeliny tany amin'ny tanàndehibe atsimo atsinanan'i Shenzhen ny Skype, ilay programa VOIP mahomby izay nahazo laza iraisam-pirenena no voasakana.

Tandremo! Tsy Hiaro Anao ny Yahoo!

  10 Novambra 2018

Araka ny voalazan'ny Reporters Sans Frontieres, nanampy ny famonjàna ilay Sinoa mpanao gazety Shi Tao mandritra ny 10 taona ny fampahalalàna nomen'ny Yahoo!.

Fifandirana tany atsimon'i Thailandy

  09 Novambra 2018

Nitombo ny tahotra raha naharitra 15 volana ny korontana niely tany amin'ny faritany atsimon'i Thailandy. Manolotra ny fomba fijery miabo ity bilaogy ity - Fifandonanana tany Atsimon'i Thailandy -

Voasakana ve ny blog-city tany Shina ?

  09 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Hatramin'ny omaly tolakandro, nanomboka nosakanana tany Shina ny blog-city, BSP malaza. Mbola eo ambany fanivanan'ny GFW (Manda Aroafo Lehibe) izy ankehitriny, ilay tetikasa hamantarana ireo teny lehibe sy manakana tranonkala. Mbola hita any amin'ny tanibe Shina ny blog-city rehefa mampiasa ny...