Mampiroborobo ny fizahan-tany ao amin'ny tanànakelin'i Taiwan fitrandrahana harena an-kibon'ny tany niroborobo taloha ny mponina tia sakaNanampy tamin'ny famelomana indray ilay vohitra saika maty ny firongatr'ireto biby voloinaMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Salohy Randriafanomezantsoa31 Mey 2024
Tena mbola tsy misy mpahita loatra ao Taiwan ny AfrikànaAngamba latsaky ny 1.000 eo ny Afrikana mipetraka ao Taiwan Mpanoratra Filip Noubel Nandika Miora30 Mey 2024
Fisamborana voalohany nataon'ny fiarovana anatiny tao Hong Kong, nikendrena an'i Chow Hang-tung, ilay vehivavy mpikatroka ao Tiananmen, sy ireo mpanara-dia azyNampangaina ho namoaka votoaty fikomiana izy eninaMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika avylavitra29 Mey 2024
Dite miboiboika (Bubble tea): In-dray migoka avy any Taiwan lasa zava-malaza manerantanyTranga iray mahaliana momba ilay zava-pisotro manam-piaviana avy any TaiwanMpanoratra Yanne C. Nandika Imanoela Fifaliana22 Mey 2024
Maty tany am-ponja ilay Thailandey tanora mpikatroka voampanga ho nanala baraka mpanjakaNitokona tsy hihinan-kanina nandritra ny 65 andro i Netiporn “Bung” Sanesangkhom Mpanoratra Mong Palatino Nandika Raveloaritiana Mamisoa22 Mey 2024
Nosakanan'ny Google ao Hong Kong tsy ho azo idirana ny hiran-tolona prô-demôkrasia noho ny didim-pitsaranaNobahanan'ny Google ny fidirana amin'ny horonana YouTube miisa 32 sy ny hira mifandraika amin'izanyMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Andriamifidisoa Zo21 Mey 2024
Tandindomin-doza ho ringana ny fahasamihafan'ny fiteny ao TaiwanMaherin'ny 68 isanjaton'ny mpamaly no mihevitra ny fitenin’ny “indizeny” ho tandindonin-dozaMpanoratra New Bloom Nandika Liva Andriamanantena17 Mey 2024
Nankatoavin'ny fitsarana ambony ny volavolan-kevitry ny governemanta handràra ny hiram-pihetsiketsehana ‘Voninahitra ho an'i Hong Kong’Mpitondratenin'i Shina: fepetra ilaina amin'ny fiarovana ny filaminam-pirenena izany. Mpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Raveloaritiana Mamisoa15 Mey 2024
Zavamisy folo navoakan'ny Reporters Sans Frontières momba ny famoretana ny fampitam-baovao ao Hong KongMifototra amin'ny porofom-pitenenana ny ankamaroan'ny fiampangana ara-pilaminam-pirenena Mpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa07 Mey 2024
Nidina ambany be ny laharana misy an'i Hong Kong ao anatin'ny fampilaharana ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety erantany, fihemorana “tsy mbola nisy tahàka azy” hoy ny mpanaramasoIharan'ny tsindry pôlitika ny fampahalalam-bnavovao tsy miankina hoy ny RSFMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika avylavitra05 Mey 2024