Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jolay, 2010
Etazonia, Rosia: Miady hevitra momba ny ‘Mpitsikilo 2.0′

Lasa lohahevitra ifotorana amin'ny aterineto Rosiana nandritra ny herinandro ny fisamborana olona 11, izay voalaza fa mpikambana ao amina tambajotrana mpitsikilo Rosiana. Mamintina ny adihevitra tamin'ny aterineto i Alexey Sidorenko.
Masedonia: Dingana folo hitantanana repoblika fôpla
Kopach, mpanoratra matoandahatsoratra ho an'ilay vohikala tsy miankina Okno.mk, no namoaka lisitra iray [MKD] mitondra ny lohateny hoe “Fomba 10 hitantanana fitondràna anaty tanin'akondro.” Ilay mpanoratra mitondra ny solon'anarana midika...
Manambara ny fanohanana avy amin'ny Omidyar Network ny Global Voices
Amin-kafaliana no ilazako fa nanao fampiasam-bola mahatratra 1,2 tapitrisa dôlara amin'ny asan'ny Global Voices ny Omidyar Network. Fifandaminana mpanao asam-panasoavana ny mpiara-belona, natsangan'ny mpanorina ny eBay antsoina hoe Pierre Omidyar...