· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Jona, 2018

Fanakonam-bolana nanome aingam-panahy ireo bilaogeran-dahatsary

  11 Jona 2018

Nampiseho ny takonam-bolana feno ny lahatsary avy amin'ny firenena samihafa, raha toa ka sendra tsy nahita izany ianao na raha mbola mahatsiarotsiaro indray ilay fotoana. Niseho ny 20 Febroary  ilay hany takonam-bolana hitantsika ny taona 2008, sady ilay farany mandra-pahatonga ny 21 Desambra 2010 .

Rosia: Ny haben'ny fandraisana andraikitra

  02 Jona 2018

Mamaritra ny penina fandokony amin'ny zavamisy maro ambaratonga ao Rosia i Marat Gelman mpisera LJ galerist , Rosiana mpivarotra zavakanto, ary voalaza fa mpanolotsaina miafina an'i “Victor Yanukovych” tamin'ny taona 2004

Bolgaria: Hetsi-panoherana manohitra ny herisetra nataon'ny Neo-Nazi

  01 Jona 2018

Ny 6 Jona 2010, nisy hetsi-panoherana natao tany Sofia ho fanohanana ny zon'ireo mpitsoa-ponenana sy ny mpifindramonina tany Bolgaria. Nisy andian'olona nanasola loha nanafika olona maro tao anatin'ny tramway iray ho any amin'ny hetsika  taloha kelin'ny nanombohan'ny hetsi-panoherana. Ny 10 jona 2010, nisy ny fivoriana hanoherana ny fanafihana teo aloha.