Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Jolay, 2019
Asehon'ny amboarampeon'ny Katedraly Rosiana iray tamin'ny hira momba ny fandringanana nokleary an'i Etazonia fa tsy miasa aty amin'ny taona 2019 intsony ny vazivazy

Nampihetsi-bolomaso olona vitsivitsy ihany ny fandefasan'ny televizionam-panjakana Rosiana matetika santionany amin'ny famotehana ara-nokleary an'i Etazonia amin'ny ampahany na izy rehetra.