Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Janoary, 2020
Ho ela velona i Večerníček: Ilay antso maharitry ny seho fahitalavitra Tsheky 55 taona ho an'ny kilonga
Tsy niova ary lasa ifankafantarana mandritra ny fahazazana ho an'ireo Tshekoslaovaky an-tapitrisany tamin'izany fotoana izany ny fandaharana ary ifankafantaran'ny Tsheky indray amin'izao fotoana.
Hatramin'ny niarovany ny fahalalahana maneho hevitra, nodian'ny mpilaza vaovao tao Makedonia fanina ilay mpihira hip-hop malaza
Artista iray azo lazaina ho malaza amin'ny hip-hop no nahita ny fihitsohan'ny lazany tampoka rehefa avy namoaka ny hirany sy ny lahatsariny miresaka momba ny fahalalahana maneho hevitra