Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Jolay, 2017
Moldova: “Taokanto An-drindrina” sy Sary Hafa
Ato anatin'ity angon-tsary ity no ahitàna bebe kokoa amin'ireo sarin'ny dia tany Moldova (254) nopihan'i dittaeva.
Rosia: Moskoa, Dimampolo Taona Lasa Izay
Nahita raki-tsary tsy fahita firy tao anatin'ny fakon'i Moskoa - Im Flug nach Moskau, avy amin'i Erich Einhorn, ARTIA, 1959 ilay mpisera LJ, fool_4_lifetime- ary ni-scan azy ireo sy nandefa ireo sarin'i Moskoa miisa 60 tao amin'ny fiarahamonina LJ moya_moskva (Moskoako).
Okraina, Rosia: Personae Non Gratae
Tamin'ny 12 Mey, nambara fa persona non grata (tsy ankasitrahana) ao Okraina ny ben'ny tanànan'i Moskoa Yuri Luzhkov, noho ny fangatahany tamin'i Rosia mba haka ny Sevastopol, Seranan-tsambo ao amin'ny Ranomasina Mainty Okrainiana.
Rosia: Lamasinina Ambanin'ny Tany (Metro) Lezginka
Lazaina ho avy amin'ny Repoblikan'i Dagestan ahitàna karazana foko maro no fiavian'ny Lezginka, saingy malaza be manerana ny faritra Kaokazy
Latvia: “Halves”
Trano iray, tontolo roa...ary tanàna niova anarana matetika
Hongria: Ny Paprika Ao Szentes
Hitako ity toerana ity omaly. Moa ve ny tompon'ity trano ity tena tia fatratra ny Paprika ? Sa fomba iray hahazoana vola fanampiny? Na inona na inona antony, ny zavatra azo antoka dia ny hoe, hiafara ho "zava-manitra" an-dakozia maro ao Szentes ireo paprika natao girilandy tsara tarehy (paprikafuzer) ireo.
Nitodika Tany Amin'ny Olan'ny Fanampenam-Bava ny Parlemantan'i Rosia

Nopotehin'i Kremlin. indray. ny fiafenan'anarana an-tserasera.
Manopy Fijery Any Pôlônina: Fotoana Fanamboarana Pączki
Ary mba ahoana no fomba fankalazan'ny firenenareo ny fotoana farany mialoha ny Karemy?