· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Desambra, 2017

Manampy Ny Tsy Manan-Kialofana Ao Maosko

Nahita kisendrasendra (teo amin'ny aterineto) vondrona tsara sitrapo mamahana ny tsy manan-kialofana ao amin'ny fiandrasana fiarandalamby sy metro ao Moskoa ny mpampiasa LJ beth4ever, ary nanapaka hevitra ny hanatevina ny laharan-dry zareo.

31 Desambra 2017

Fihaonana An-tampon'ny Global Voices 2008: Ireo Sary Sy Teny Fisaorana

Tena nivanàka aok'izany na iza na iza tonga tao Budapest ka nieritreritra fa ho tsotsotra ny fizotry ny Global Voices Citizen Media Summit na ny Fihaonana An-tampon'ny Mediam-bahoaka Global Voices. Nitohy tsy ankijanona ny fifamihinana nisy teo amin'ny tambajotra sy ny famoahana lahatsoratra torapo taorian'ny Fihaonana an-tampony izay hita taratra tao amin'ny mpamaky RSS-nay.

18 Desambra 2017