Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Avrily, 2024
Diapora rosiàna nanatevina laharana ireo fihetsiketsehana erantany nanamarihana ny tsingerintaona voalohan'ny fananiham-bohitry ny Rosiàna any Okraina
Ho fanamarihana ny tsingerintaona voalohany an'ilay fananiham-bohitra rosiàna tao Okraina, miditra an-tsehatra amin'ireo hetsipanoherana imasom-bahoaka maneran-tany ireo Rosiàna any am-pielezana, indrindra fa ireo ao Berlin sy Prague
Feo sy fitaka Deepfakes apongatry ny FaVO-IA mandrahona ny fifidianana manerana izao tontolo izao
Mila arovana matotra kokoa noho izany ny zon'ny olona solokiam-peo sy sary.
Sevdah: Fampiarahana lavorary eo amin'ny fanavaozana sy ny fikojakojana
Sevdalinka (fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe sevdah) no fomba fanehoana ny mozika folk an'i Bosnia sy Herzegovina, izay niorim-paka lalina tamin'ny kolontsaina ara-mozika any amin'ireo firenena Balkana Andrefana hafa maromaro.
Lasa malaza any amin'ny firenena Balkana maro ny sarimihetsika Serba mikasika ilay mpihira Romà
Nahazo fahombiazana ara-barotra tany amin'ny firenena Balkana mifanakaiky maromaro i Džej Ramadanovski, mpihira Serba avy amin'ny foko Romà, sarimihetsika momba ny tantaram-piainana sy ny asan'i Džej Ramadanovski.
Mitady tantara momba an'i Okraina ny Global Voices
Mitarika tetikasa momba ny lahatsoratra karamaina momba an'i Okraina sy avy amin'ny Okrainiana ny Global Voices na aiza na aiza toerana misy azy amin'izao fotoana. Ny tantara dia azo apetraka sy soratana amin'ny teny Okrainiana, Anglisy na Rosiana.
Loka, fitafy maka tahaka, sy fialamboly miavaka hafa nandritra ny fifidianana sarintsariny nataon'i Poutine
Mila olona hakany amin’ny biraom-pifidianana ny fitondrana ankehitriny mba hanehoana ny maha ara-dalàna ny fitondrana ao anatin'ny firenena. Nitady fomba hanaovana 'fialam-boly' izay hahasarika ny olona hifidy noho izany ireo manampahefana.
Fanontàna ho amin'ny fiteny Romani ny tantara an-tsary Dikan mivoaka ao Serbia
Nosisihan'ny "Politikin Zabavnik", gazetiboky serba malaza, takelaka tantara an-tsary "Dikan" ny fanontàna roa farany nataony, sambany amin'ny fiteny serba sy romani
Romani am-pielezana, voahilika kokoa ankehitriny ao Rosia miohatra amin'ny faha-URSS
Tsy dia nisy loatra ny fandaharanasa fampianarana sy sôsialy natao ho an'ireo Roms fony URSS, sy tao Rosia taty aoriana, ary kely ny fanantenana hampidirana azy ireny ato anatin'ny fotoana fohy