Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Desambra, 2020
Ny 14 Desambra, miaraha aminay HIRESAKA MIVANTANA ny ‘Belarosia 2020: Mbola mampakatra hatrany’
Miaraha aminay sy ireo vahiny telo nasaina mba hanao jeritodika ireo tranga miseho any Belarosia taorian'ny fifidianana izay ho filohampirenena natao tamin'ny Aogositra. Handeha mivantana ao amin'ny Zoom sy ny Facebook ity hetsika ity.