Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Janoary, 2015
Mili-Pitadiavana an'Aterineton'i Kremlin Manivana Ny Vokatra Azo rehefa Mikaroka Ny ‘Charlie Hebdo’
Androany vao maraimbe, hitan'ny Rosiana mpisera aterineto fa tsy misy sary hita mihitsy amin'ny vokatra rehefa atao ny fitadiavana ny “Charlie Hebdo” (amin'ny soratra Latina na Syrilika), na inona na inona ny fanovana ataon'ilay olona mitady te-hitady lohahevitra.
Ny Fikomiana ‘Tsy Mampiahiahin'i’ Alexey Navalny
Nanoritsoritra ny mpisolovava Murad Musaev fa ny fitazonana an'i Navalny tsy hivoaka ny trano dia “mifototra kokoa amin'ny fihetseham-po fa tsy araka ny lalàna.”